Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mangirana: Mangirangirana (hirana) p. t.: Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka, ? Mamiratra, mangilohilo:…tohiny
Mangirifiry: (hirifiry) p.t.: Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io. 1 Voatsaingoka,…tohiny
Mangirigirika: (girigirika) mt. p. (mangirigiriha): Manamarika ny tsy tonga amin'ny teboka kely. tohiny
Mangirika: (hirika) tilt p. (man_ girifa): Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina. 1 Mitady hahalala,…tohiny
Mangitakitaka: (hitakitaka) mt. s. (mangitakitaha): Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho. • Taitra,…tohiny
Mangitikitika: (hitikitika) mt. p. (mangitikitiha): Mitovy amin'ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin'ny…tohiny
Mangitsokitsoka: (hitsokitsoka) p.t.: Enti-milaza lavaka na hady lalina dia lalina ka toa tsy hita lzay farany: Tevana…tohiny
Mango: a.: Anaran-kazo. tohiny
Mango-: Tovona fanaovana p, t. vitsivitsy toy ny Mangovenavena. tohiny
Mangoaka: Mangoakoaka (hoaha) p, t.: Misy loaka, misy lavaka. tohiny
Mangobaka: Mangobakobaka (hobaka) p.t.: Malalaka tsy misy zavatra ao anatiriy, tohiny
Mangoboka: (goboka) p.t.: He-no ho poaka atY; hoboka aty. - F,-p,: Mangoboka anaty: foana tsy misy zavatra ao anatiny,…tohiny
Mangoloka: (holoka) Rt.: Foana aty; fetsy ratsy, konjo. tohiny
Mangolokoloka: (holokoloka) p.t.: Tana madio dia madio (enti-milaza ny lamba ihanY), tohiny
Mangolontsona: Mitovy amin' ny Mangorontsona. tohiny
Mangona: (gona) mt,s,: Mandona, mamoka. tohiny
Mangonahona: (honahona) p. t.: Be fotaka, mandrevo. tohiny
Mangontsina: (hontsina) Mari-koditra, mahatsiaro ny hatsiaka na nY harariana mikaretsadretsaka eran'ny te-na. tohiny
Mangopeta: na Mangopetaka (hopetaka) P.t.: Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony…tohiny
Mangoraka: Mangorakoraka (horaka) mt. P. (mangoroha): Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0188