Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mahery: (hery) mt. s. (mahereza): Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy. Mahereza, anaka • Mazoto,…tohiny
Mahia: (hia) p.t.: Tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mchia er? Rakoto hatramin'ny naharariany…tohiny
Mahidy: (hidy) p.t.: Mitsitsy tafahoatra; mahihitra. ¶ M.h.: Kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy,…tohiny
Mahihitra: (hihitra) p.t.: Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy…tohiny
Mahimavany: a: Karazam-bahy; vahimavany. tohiny
Mahina: p.t.: Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin'ilay lainga nataony ka…tohiny
Mahiratra: (hiratra) p.t.: Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra ? Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo:…tohiny
Mahita: (hita) mt p. (mahità): Mahalala ny fisian-javatra iray amin'ny alalan'ny maso: Mahita rahona eny amin'ny…tohiny
Mahitsizoro: a.: Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra. tohiny
Mahitsy: (hitsy) p.t.: Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin'ny nahapotrahanao. • Tsy miolokolika,…tohiny
Maho: a.: Anaran-kazo. Mahogo (Tsm) a.: Mangahazo. tohiny
Maholy: (fit-p.) p.t.: Kamo, mavozo. tohiny
Mahomby: (homby) mt, p. sady mt, s. (mahombiaza): Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza…tohiny
Mahonena: (onena) p.t: Mampangoraka, mamp alahelo. tohiny
Mahoraka: (horaka) p.t.: Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona…tohiny
Mahorara: p.t.: Enti-milaza zavatra mitana ny saina fatratra, mahalasa eritreritra, mils hahavery sain. * F.-p.…tohiny
Mahory: (ory) Mahatonga ory, mahantra. tohiny
Mahosa: Mampahosa (osa) p.t. sady mt.s.: Mahatonga ho o-sa, mahalemy. tohiny
Mahota: (ota) mts.: Afaka hanao hadisoana, handika lalàna na fitsipika; mahatonga hanota. tohiny
Mahozatra: na Maozatra (hozatra) p. t.: Mafy tonontononona sy mirirotra. i h.o,: Mafy be, sarotra izaitsizy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125