Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manatampody: (tampody) mt p.: Manao zaitra tampody. ~ Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny…tohiny
Manatanatana: (tanatana) mt. p.: Manokatra tanteraka: Manatanatana vava tohiny
Manatangarana: (tangarana) mt. p.: Manapakahentitratsara tohiny
Manatangazona: (tangazona) mt.p.: Mampitàna, mampihazona. tohiny
Manatangerina: (tangerina) mt. p.: Manasangodingodina, manatambolfmbolina. tohiny
Manatangirika: (tangirika) mt. p.: Mandoaka. tohiny
Manatangitrika: (tangitrika) mt p.: Manipy sy mandentika ao anaty...; manafantsitsitra, manaboiboika. tohiny
Manatangizina: (tangizina) mt. p.: Manety, mamoritra. tohiny
Manatangolika: (tangolika) mt p.: Man ol ana ; m am adiditra. tohiny
Manatangoloaka: (tangoloaka) mt.p.: Mandoaka lavaka mangotàna ao anaty tany na amin'ny rindrina, na amin'ny fefiloha.…tohiny
Manatangongo: (tangongo) mt. p.: Mampifanongoa, manavosa; mamory olona betsaka manodidina. tohiny
Manatangorona: (tangorona) mt.p.: Mamory (olona) betsaka manodidina, tsisy filaharana na filantoana. tohiny
Manatanila: (tanila) mt.p. (manatanilà): Mampiraika zavatra amin'ny ila na lafiny iray. tohiny
Manatanina: (tanina) mt.p.: Manatodika amin'ny afo, amin'ny masoandro. tohiny
Manatanjaka: (tanjaka) mt.p.: Manome hery, manamafy: Manatanjaka ny divay. 1 Mankahery: Nanatanjaka ohy ny teny nataonao…tohiny
Manatankina: (tankina) mt.p.: Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay…tohiny
Manatanondrika: (tanondrika) mt. p.: Mampiondrika (ny loha). tohiny
Manatantavana: (tantavana) mt.p.: Mampandalo rano na zavatra hafa amin'ny tantavans na amin'ny lamba; manasivana. tohiny
Manatapika: (tapika) mt.p.: Manapaika zavatra eny an-tanan'olona. tohiny
Manatataka: (tataka) mt.p.: Manapaipaika, manantsody. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0682