Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mpiompy: (ompy) a.: Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby…tohiny
Mpirahalahy: (lahy) a.: Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana. tohiny
Mpirahavavy: (vavy) a.: Olona samy vehivavy natera-dray sy reny iombonana. tohiny
Mpisolo: a.: Sokajin-teny entimisolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: mpisolo…tohiny
Mpisolovava: (solo uaua) a,: O-lona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin'ny fitsarana.…tohiny
Mpisotro: (sotro) a.: Fatra-pitia misotro toaka na divay. tohiny
Mpitandrina: (tandrina) a.: Mpiandraikitra ny fandehan'ny fiangonana amin'ny lafin-javatra rehetra, indrindra nY…tohiny
Mpitondratena: (tondra tena) a.: Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany. tohiny
Mpitsabo: (tsabo) a.: Olona mahay manala aretina. ? O-lona mikarakara ny marary. tohiny
Mpitsara: (tsara) a.: Mpiasampanjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay…tohiny
Mpitsioka: a. (t.tr.): Mpiala sasatra (amin'ny vody hazo). tohiny
Mpitsoa-ponenana: a.: Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toejavatra mitranga…tohiny
Mpivahiny: (vahiny) a.: Olona mandeha any an-tany hafa ivelan'ny tanindrazany. tohiny
Mpivarotra: (varotra) a.: Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin'ny…tohiny
Mpivavaka: (vavaka) na Mpino (ino) a.: Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0732