Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mahabe: (be) mt. p.: Mahatonga ho betsaka: Mahabe moka ny kirihitra manodidina ny trano. tohiny
Mahabeda: (beda) mt.p.: Afaka na tia mibeda. tohiny
Mahabetsaka: (betsaka) mt. p.: Mahatonga ho betsaka: Ity farihy ity no mahabetsaka ny moka aty aminareo. tohiny
Mahabibo: (Ski) a: Karazankazo izay ny voany fanao amin'ny tombokavatsy mba hahamainty azy, tohiny
Mahabonoka: (bonoka) mt.s.: Afaka na tia mibonoka. tohiny
Mahadala: (adala) mt. s.: Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka…tohiny
Mahadangana: (dangana) mt.s.: Manondrotra na mahatonga hisondrotra. tohiny
Mahadikidiky: (dikidiky) p.i.: Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony. ? Mahamenatra:…tohiny
Mahadikitra: (dikitra) mt.s.: Mahasosotra, manao izay hahatezitra, izay tsy hahafaly. tohiny
Mahadiky: (diky) mts,: Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky it? tranompako…tohiny
Mahadilo: Mankadilo, Mampadilo (dito) mt.p.: Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny uoasarimakirana. tohiny
Mahadiso: (diso) miss.: Mahatongaho diso, tohiny
Mahadoroka: (doroka) mt.s.: Mahamamo, mankaleo: Mahadoroka ny fofon'io zavatra io. tohiny
Mahady: (ady) mt.s.: Afakana tia miady: Tsy mahady aminao aho fa mitandro ny voninahitro. tohiny
Mahafaly: a: Anaram-poko kely monina amin'ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra,…tohiny
Mahafaly: (faly) Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly. tohiny
Mahafanina: (fanina) mt.s.: Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon'afon'arina ΒΆ M.h.: Mahajambena, mahabadenina.…tohiny
Mahafantatra: (fantatra) mt. p.: Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain'ny olona azy intsony izy. ? Mahalala:…tohiny
Mahafaty: (faty) mt.p.: Afaka hamono: Tsy mahafaty akoho akory, hono, Ramatoa io. * Mahatonga ho faty: Tsy hahafaty…tohiny
Mahafina: (afina) mt.p.: Afaka manafina: Tsy mahafina anao aho. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723