Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitsopiaka: (tsopiaka) p. t.: Mipendrampendrana. tohiny
Mitsopitsopy: (tsopitsopy) mt. s. na p. t.: Manome hazavana malefaka; manjavozavo, pahimpahina (maso). tohiny
Mitsoriaka: (tsoriaka) mitsoriaha): Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any…tohiny
Mitsorika: na Manorika (tsorika) mt. s. (ity faharoa no fampiasa indrindra): Mikoriana manaraka ny rindrina na…tohiny
Mitsoroaka: (tsoroaka) mt. s.: Maniry tsimoka na taroka lava mahitsy: Efa mitsoroaka ity hazo iray ity. ? Mitombo…tohiny
Mitsorofoka: (tsorofoka) mt. s. (mitsorofoha): Manitsy miditra tampoka, tsy miera na milaza mialoha. tohiny
Mitsoropaka: mt. s.: Jar. Mitsarapaka. tohiny
Mitsororika: (tsororika) mt. s. na p. t.: Lava manify mikiraviravy hilatsaka: Mitsororika ny ravin'ny hazoma?aheio.…tohiny
Mitsororoka: (tsorordka) mt. s.: Miraraka avy any ambony ka midina mahitsy ambany (toy ny ranonorana, ranomaso):…tohiny
Mitsotaka: (tsotaka) mt. s.: Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr'izy…tohiny
Mitsotra: (tsotra) mt. s. (mitsôra): Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa…tohiny
Mitsotsotsotso: (tsotsotsotso) mt. s. na p.t.: Mamoaka feo toy ny zavatra dorana ka le-mana tampoka: Mitsotsotsotso…tohiny
Mitsovaka: (tsovaka) mt. s.: Main-javatra mahamay ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Nitsouaka ny tongony…tohiny
Mivadiditra: (vadiditra) mt. s. (mivadidira): Miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin'ny ranjony ny bibilaua.…tohiny
Mivadika: (vadika) mt. s. (mivadiha): Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ue ireo lamba…tohiny
Mivady: (vady) mt. s. (mivadia): Miray. ? Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy…tohiny
Mivaha: (vaha) mt. s. (mivaha): Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao. • Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo…tohiny
Mivahavaha: (uàha) mt. s.: Tsy tena mivaha, na mivaha matetika. • Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala…tohiny
Mivahiny: (vahiny) mt. s. (mivahinia): Mandeha any antany lavitra ny an'ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin'ny…tohiny
Mivahotra: (uahotra) mt. s. na p. t.: Ngolin'ny hatsiaka. • Azon'ny tahotra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434