Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mahafinaritra: (finaritra) p.t.: Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra. / Olona mahafinaritra Rakoto. ? Tsara, soa,…tohiny
Mahafiry: (firy) Mahatonga firy?: Mahafiry anareo izahay fito lahy ireto? tohiny
Mahafitra: (afitra) mt p.: Afaka mampiianona, tohiny
Mahafoha: (foha) mt.p.: Afaka mamoa, a?aka manaitra. ? F.-p,: Tsy mahafoha tena: be torimaso ka raha tsy fohazina…tohiny
Mahafohy: (fohy) mt.p.: Mahatonga ho fohy: Mahafohy ny lalana ny lalan-kely mihoatra. tohiny
Mahafoy: (foy) mt.p. (maha- foiza): Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe.…tohiny
Mahagaga: (gaga) p• t.: Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan'ny olombelona fa tongany…tohiny
Mahahendry: (hendry) mt.p.: Mahatonga ho hendry: Tsy ny rotsa-kazo akory no hahahendry ny zanakao. tohiny
Mahahira: (hira) mt.s.: Afaka mihira: Tsy mbola mahahira aho fa marary ny tendako. tohiny
Mahahona: (ahona) mt.p.: A-faka mampiahotra. tohiny
Mahahotra: (ahotra) mt.p.: A-faka hampijanona. tohiny
Mahaika: (aika) mt.p.: Afaka hiaika, hamory olona. tohiny
Mahajenitra: (jenitra) mt.s.: Mahatonga ho jenitra. tohiny
Mahakanjo: (akanjo) mt.s,: A-faka na tia miakanjo. tohiny
Mahakehana: (kehana) Afaka mikohaka kely. 1 Miseho ho zavatra. Il F, -p.: Tsy mahakehana: menatra, mangaihay, valv…tohiny
Mahakitoina: (kitoina, kitokitoina) mt.p.: Enti-milaza toejavatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany…tohiny
Mahala: (ala) mt.s.: Afaka na tia miala: Tsy mahala eto a-ho fa tiako eto. tohiny
Mahalafo: (lafo) mt.p. sady mt. s.: Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io. ~ Enti-milaza ny…tohiny
Mahalaika: (laika) mt.a: Afaka na mahay milaika. tohiny
Mahalaitra: (laitra) mt.p.: Afaka hamely, hihinana: Tsy mahalaitra it? hazo it5' io fandraka dombo io. / Tsy mahalaitra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0131