Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitototra: (tototra) mt. s. (mitotofa): Mirakotra. - F.-p.: Longoa mitoto-bozaka: enti-milaza fandrika feno fitaka.…tohiny
Mitoty: (toty) mt. s.: Mikarakara tsara, mikajy, mitandrina: Ianao dia tsy mitoty mihitsy ka! tohiny
Mitovana: (tovana) mt. s.: MisY tovana, misy fanampiny na tohiny avy ao ambany na avy eo aoriana: Ho mafy ue io…tohiny
Mitovevy: (tovevy) mt. s.: Mitongilana, mihilangilana, tsy marina, tsy miarina tsara. tohiny
Mitovo: (touo) mt. s.: Mijanona tsy manambady. 1 h.i.: Tsy mahay mitondra tenta * Ohab.: Mpitovo mananatra ny…tohiny
Mitovona: (touona) mt. s.: Misy tovona, misy fanampinY avy eo ambony na avy eo anoloana: Ratsy bika ity iohatrano…tohiny
Mitovy: (tovy) mt. s. (mitouia): Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy…tohiny
Mitozo: (tozo) mt. s. (mitozüa): Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy…tohiny
Mitrabaka: (trabaka) mt. s.: Milentika, mitsofoka (enti-milaza zava-maranitra miditra anaty nofo). tohiny
Mitrafantrafana: (trafantrafana) rra. s.: Mitroatroatra, mitrifantrifana. tohiny
Mitraika: (traika) mt. s.: Mandbna, m am Oka. tohiny
Mitraka: (traka) mt. s. (mitrakà): Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà. ? Miarina miatrana tsara: Mitraka…tohiny
Mitrandraka: (trandraka) mt. s. (mitrandràha): Miasa tany amin'ny angady, mihady tany. ? lao.: Mikaroka lalina amin'ny…tohiny
Mitranga: (tranga) mt. p. (mitrangà): Miseho lany, izany hoe: ny ilany fotsiny no hita aloha: Indro mitranga avy…tohiny
Mitranitrany: (tranitrany) mt. p.: Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza…tohiny
Mitratraingo: p.t. (t,tr.): Kilemaina, voatraingo, mikainkona. tohiny
Mitratraingo: (tratraingo) mt. s.: Mikotringatringa, mitaritari-tongotra. • Mibiloka, mibaraingo. • h.o.: Voan'ny…tohiny
Mitratreva: (tratreva) mt, s.: Mitrifantrifana, mivatravatra, mandeha mahery setra ka manimba sy mamotika izay sendra…tohiny
Mitrebika: (trebika) mt. s.: Milentika. tohiny
Mitrebona: (trebona) mt. s.: Enti-milaza zava-maran-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin'ny tany. • Enti-milaza…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0281