Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Maeva: (fit.-p.) p.t.: Tsara tarehy. tohiny
Mafafa: (fafa) p. t: Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon'…tohiny
Mafaika: (faika) p.t: Misy fat-ka tsy azo atelina mijanona ao mn-bava: Tsy tiako io voankazo io fa mafaika. -…tohiny
Mafaikoditra: a.: Anaran-kazo tons mangidy tokoa. tohiny
Mafaikopaka: a.: Jer. Antalihazo. tohiny
Mafaitra: (faitra) p.t: Mangidy, mangeroka. ¶ M. h. :Mangidy. - F.-p.: Rora mafaitra: llaY rora mangidingidy ao…tohiny
Mafampàna: (fana) p.t.: Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana tohiny
Mafana: (fana) p. t : Tsy mangatsiaka, tsaroana fa sornary mahamay: Efa mafana ny rano. • Mahatonga ny tena…tohiny
Mafanafana: (fana) p.t: Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafa nafana ny tany izao. tohiny
Mafaraka: (faraka) p.t: Mana-na tsiro ratsy mampangagaka ny tenda. i t.if.: Hafaraka. tohiny
Màfatra: p. t. sady p.mt.: Mafy. Mafave a : Anaran-javamaniry. tohiny
Mafay: (Ski) a.: Karazan-kazo fanao lakana, tohiny
Mafeja: na Mafejafeja p.t: Tomady; mafonjafonja, mavitrlbitrika, tohiny
Mafiaka: (fiaka) p. t.: Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany:Saika may it? hena ital. ka…tohiny
Mafikely: a,: Anaram-boninkazo. tohiny
Mafikitra: (fikitra) p.t: Mitana mafy ny heviny, mikiribibY, mitompo teny fantatra. tohiny
Mafilotra: p. t: Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon'i…tohiny
Mafina: Hamafina, Hamafisina (mafy) mt ih. (mafiso, hamafio, hamafiso): Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka…tohiny
Mafintina: (fintina) p.t.: Matombina, fonetana, matanjaka. tohiny
Mafiraina: p.t.: Mahantra, miferinaina, fadiranovana, mahantra misamboritra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0309