Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mokonazy: a.: Voan'ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka…tohiny
Mokondoha: a.: Faritra mivohitra any ivoho amin'ny Io-ha. tohiny
Mokondry: a.: Totohondry kely. tohiny
Mokotra: a.: Sahala amin'ny Mokitra. ; mifantoka tsara amin'ny Zavatra atao ka tsy vorebirebin- javatra aby ivelany…tohiny
Moky: a.: Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra. tohiny
Môla: (fit.-p.) p.t.: Adala. tohiny
Molahidy: a.: Anaran-daharantsikidy anankiray. tohiny
Molalena: (molaly) p.t.: Maintin'ny molaly: Efa molalena er? izany ualindrihana izany, tohiny
Molaly: a.: Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin'ny valindrihana sy ny rindrin'ny trano anaovana a-fo…tohiny
Molangena: p.t.: Noana, lampàna, mosarena, reraka. tohiny
Mole: na Ramole (fr. mulet) a.: Biby tahaka ny soavaly nefs manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole…tohiny
Molemba: a.: Lamba menamena lava nentina teo anoloan' ny mpanjaka ho famantarana ny fandalovany. tohiny
Molily: (Btl) p.t.: Enti-milaza ny tandrok'omby solilahina mba hitsirian'ny ilany kokoa. tohiny
Mololo: a.: Tahom-bary avy nojinjaina sy novelesina: Sady atao hanin'omby no lafika atoriany ny mololo. - F.-p.:…tohiny
Molotra: a.: Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra;…tohiny
Momba: (omba) mt. s. (mombà): Manaraka, mihazo: Nomba ir? lohasaha ambany atsimo ir? izy. ? Miaraka, mandeha…tohiny
Momba: ppk.: Ny amin'ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay. tohiny
Momba: p.t.: Tsy miteraka: Taloha nalain'ny fanjakana ny fananan'ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka,…tohiny
Mompera: (fr. mon père) a.: Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin'ny Eglizy…tohiny
Mona: na Monamona p.t.: Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0677