Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manaborera: (borera) mt.p. (maborerà): Managorera, mampivaroraka. tohiny
Manaboretaka: (boretaka) mi-. p. (manaboretaha): Mampipetraka hitsotra amin'ny tany. tohiny
Manaboribory: (boribory) mt. p. (manaboriboria): Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy…tohiny
Manaboridana: (boridana) mt p. (manaboridàna): Manala ny fitafiana eny an-koditry ny olona iray. tohiny
Manaboroaka: (boroaka) mt. p.: Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika. tohiny
Manaborosy: (borosy) mt.p. (manaborosia): Mamaoka na manadio amin'ny borosy. tohiny
Manaborotsaka: (borotsaka) mt p. (manaborotsaha): Mamela hitambotsotra, hikorotsaka. tohiny
Manabosesika: (sesika) mt.p.: Manome be dia be, manesika, mampiletra, mampanao tranga. tohiny
Manabosy: (abosy) mt.p. (manabosia): Mitaona olona amin'ny fandokadokafana azy. tohiny
Manabotetaka: (botetaka) mt. p. (manabotetaha): Mampipetraka amin'ny tany. tohiny
Manabotry: Mambotry (botry) mt.p. (manabotria, mambo-tria): Man ao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no…tohiny
Manadaboboka: (daboboka) mt. p. (m anad a bo bo ha) : Manjera, mamarina. tohiny
Manadala: (adala) mt.p. (manadatà): Mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin'iny…tohiny
Manadanadana: (danadana) nit p.: Mamoha tanteraka, manokatra manontolo: Iza no nanadanadana ny varavarana toy izao?…tohiny
Manadanga: (danga) mt.p. (manadangà): Manondrotra ambony, manao amin'ny toerana ambony ho hita tsara. tohiny
Manadangana: (dangana) mt.p. (manadangàna): Manondrotra avo:Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana…tohiny
Manadaraboka: (daraboka) mt p. (manadaraboha): Maniera mafy amin'ny tany. tohiny
Manadaroboka: (daroboka) mt. p. (manadaroboha): Maniera ao anaty rano. tohiny
Manademba: (demba) mt.p. (manadembà): Manalesoka. tohiny
Manaderadera: (dera) mt.p. (manaderaderà): Mampisehoseho zavatra ho hita tsara: Kevoka er? izy manaderadera ny satrony…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136