Litera M
Mampiakatra: (akatra) ?nt P. (mampiakara): Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an'io olona io taty ambony rihana?…tohiny
Mampianatra: (anatra) mt. p. (mampianara): Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana…tohiny
Mampifam-: Mampifampan-: Tovona fanaovana "matoantenin'ny mpanao asa ifanaovan'olona roa" ho an'ny mt manomboka…tohiny
Mampifampi-: Tovona fanaovana matoantenin'ny "mpampanao asa ifanaovan'olona roa" ho an'ny mt manomboka amin'ny mi-,…tohiny
Mampifilafila: (fila fila) mt.p. (mampifilafilà): Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia…tohiny
Mampihanankanana: (hanankanana) mt.p.: Mampitsikanfona; mampiempo: Mampihanankanana ny firaka ny afo.
tohiny
Mampiketrona: (ketrona) mt. p.: Mahatonga fivalombalonana amin'ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy…tohiny
Mampilafila: Jer. Mampifilafila.
tohiny
Mampilendalenda: (lendalenda) p. t.: Maha-te hihinana fatratra: Mampilendalenda fatratra ireto voankazo masaka mihantonkantona…tohiny
Mampirafy: (rafy) mt. s. (mampirafesa): Malot vady hala ho fanampin'ny vadin'ny te-na efa eo.
tohiny
Mampiriatra: (piriatra) mt.p.: Mampandositra
tohiny
Mampirina: na Manampirina (ampirina) mt. p. (mampirima): Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy.…tohiny
Mampirivana: (rivana) mt.p.: Mandrahona mafy amin-katezerana, amin'ny teny, amin'ny fihetsika feno fampitahorana.…tohiny
Mampisaraka: a: Anaran-kazo.
tohiny
Mampiseho: (seho) mt. p. (mampisehoa): Mamelatra mba hô hita: Mampiseho sary amin'ny ankizy. ~ h,o.: Mampiseho…tohiny
Mampitabataba: (tabataba) nit p.: Mampikorontana: Tokony hosazina mafy izay mampitabataba ny fanjakana
tohiny
Mampitaha: (taha) mt. p.: Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin'izy ireo:…tohiny
Mampitahady: a.: Karazan-kala lehibe fahita matetika.
tohiny