Litera M
Mamongitrika: (uongitrika) mt, p.: Mijery amin'ny maso mivandravandra toy ny hamono.
tohiny
Mamongotra: Manafongotra (fongotra) mt.p. (mamongora, manafongora): Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaouana…tohiny
Mamongovongo: (uongovongo) mt.p.: Manao anentana
tohiny
Mamonjafonja: (fonjafonja) mt p. (mamonjafonjà): Mandrairay dia mamolipoly, mamenjafenja
tohiny
Mamonjy: (vonjy) mt.p. (mamonje): Mitondra vonjy ho an'ny...; manala (olona) amin'ny loza: Rakoto no namonjy…tohiny
Mamonkina: (vonkina) mt.p. (mamonkena): Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho la-va. * F.-p.: Mamonkin-kevitra:…tohiny
Mamono: (fono) mt.p. (mamonosa): Mandrakotra, manisy fonony: Aza asiana mikobana rehefa mamono boky. 1 Manafma:…tohiny
Mamono: (vono) mt.p. (mamonba): Mikapoka: Ity manko mamono anay ô, hoy lbalita tamin-dreniny, t• Manala ai-na,…tohiny
Mamonona: (vonona) mt.p. (mamonàna): Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy. • Manangona: Mamonom-bola…tohiny
Mamontangina: na Mivontangina (vontangina) p.t.: Mivonto, mibontsina.
tohiny
Mamontirika: (vontirika) mt. s.: Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirika ny masony…tohiny
Mamonto: (vonto) mt.p. (mamontona): Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao.…tohiny
Mamontsina: Mamotsona p.t: Hita mipoitra amin'ny ilany indray (vay lahy kely).
tohiny
Mamorabora: Manaborabora (borabora) mt.p. (mamoraborà, manaboraborà): Mamototra migoragora na malemy.
tohiny