Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mpianakavy: (anaka avy) a.: Fitambaran'ny ray, ny reny ary ny zanaka ao amin'ny ankohonana. tohiny
Mpianala: (ala) a.: Ireo mande-ha any an'ala maka hazo, tantely... ka izany no antondraharahany. tohiny
Mpianatra: (anatra) a.: Antokon'olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao…tohiny
Mpiantoka: (antoka) a.: Olona tompon'andraikitra amin'ny fahavitan'ny asa -na trano a-tao anankiray. tohiny
Mpiantsa: (antsa) a.: heu tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao…tohiny
Mpiaotra: (aotra) a.: Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin'ny olona roa…tohiny
Mpiasa: (ara) a.: Olona mikara?na manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. — Misy karazany maro ny mpiasa;…tohiny
Mpiasabe: (asa) a. na p.t.: Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika. * Ohab.: Mpiasabe vonton'…tohiny
Mpifatotra: (fatotra) a.: Mpigadra, olona voatana ao amponja. tohiny
Mpifotràka: a.: Mpierotra raindahiny. tohiny
Mpigaka: (gaka) a.: Mpisotro raindahiny. * F.-p,: Manao gagaka: misotro rano, manao gorodana. tohiny
Mpihavana: (hauana) a.: Olona iray fototra niaviana; misy ifandraisany ara-pihavanana. tohiny
mpijery: (an. mpan.) olona mijerytohiny
Mpikaika: (kaika) a.: Mpiantso: Izy no ataouy mpikaika fa manam-peo. tohiny
Mpikambana: (kambana) a.: A-nisan'ny antoko na fiombonana iray: Mpikambana amin' ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra…tohiny
Mpikarama: a. :olona ampanaovina asa ka mahazo vola a-min' izany. * F.-p.: Mpikarama an-trano: mpanao ny raharahan-tokantranon'olona…tohiny
Mpikotretrika: (kotretrika) a.: Mpitomany lava, mody mitomany. tohiny
Mpileony: Fileony (lao) a.: Mpimamo, mpidoroka. tohiny
Mpimasy: (masy, marina) a.: Olona sady mitsabo no manao sikidy. tohiny
Mpino: (ino) a: Ter. Mpivavaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0571