Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mahavanona: (vanona) p. t.: Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona: tohiny
Mahavantana: (vantana) p. t. na mt.p.: Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity • Teny tsotra ka…tohiny
Mahavariana: (variana) p. t.: Mahagaga, mahatalanjona. tohiny
Mahavatra: (vatra) mt.p. (mahavàra): Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo…tohiny
Mahavavy: a.: Karazan'ahitra maniry any anaty rano. tohiny
Mahaverizoky: a.: Karazam-balala. tohiny
Mahavoa: (voa) mt.p. na mt.s. (mahavoàza): Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao. ? Mahazo: Tsy…tohiny
Mahavodivodiana: (vodivodiana) p• t.: Mampamahimahfna. tohiny
Mahavokatra: (vokatra) mt.s. na p.t.: Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra tohiny
Mahavoly: (voly) P. t. namt.p.: Mahatonga ho voly, mahasavolaina. tohiny
Mahay: (hay) mt.p. (mahaiza): Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako. ? Mahalala:…tohiny
Mahay: olona: ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin'ny hafa. l Mahay rano: Ilazana ny olona mahay…tohiny
Mahazaka: a: Tady makadiry: Mamatotra omby amin'ny mahazaka. 1 p.t.: Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an'io…tohiny
Mahazendana: (zendana) p. t.: Mahagaga, mahatalanjona, mampitampim-bava. tohiny
Mahazina: (zina) mt.p.: Mahatonga ho zina, vokatra be. tohiny
Mahazo: (azo) mt.p (mahazoa na mazahoa): Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy. ?…tohiny
Mahefa: (efa) mt.p. (mahefà): Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e! ! Mahafaty (ain'…tohiny
Mahela: (ela) mt.p.: Mahatonga ho ela: Inona no nahela ny dianao? tohiny
Mahelanaka: (lanaka) p. t: Mahareraka, mahatrotraka: Mahalanaka izany andro izany. tohiny
Maheriravina: a.: Karazan-kazo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2922