Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mamongika: (vongika) mt p. (mamongeha): Mamesatra, manisy enta-mavesatra (eo an-tsoroka). tohiny
Mamongitrika: (uongitrika) mt, p.: Mijery amin'ny maso mivandravandra toy ny hamono. tohiny
Mamongotra: Manafongotra (fongotra) mt.p. (mamongora, manafongora): Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaouana…tohiny
Mamongovongo: (uongovongo) mt.p.: Manao anentana tohiny
Mamonjafonja: (fonjafonja) mt p. (mamonjafonjà): Mandrairay dia mamolipoly, mamenjafenja tohiny
Mamonjely: (fr, mademoiselle) a.: Ny zazavavy mbola tsy manambady. tohiny
Mamonjy: (vonjy) mt.p. (mamonje): Mitondra vonjy ho an'ny...; manala (olona) amin'ny loza: Rakoto no namonjy…tohiny
Mamonkina: (vonkina) mt.p. (mamonkena): Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho la-va. * F.-p.: Mamonkin-kevitra:…tohiny
Mamono: (fono) mt.p. (mamonosa): Mandrakotra, manisy fonony: Aza asiana mikobana rehefa mamono boky. 1 Manafma:…tohiny
Mamono: (vono) mt.p. (mamonba): Mikapoka: Ity manko mamono anay ô, hoy lbalita tamin-dreniny, t• Manala ai-na,…tohiny
Mamonona: (vonona) mt.p. (mamonàna): Manomana mialoha: Mamonom-piadiana izay te handresy. • Manangona: Mamonom-bola…tohiny
Mamontana: (bontana) p. L: Mibontsina, mizihitra, mivozihitra. tohiny
Mamontangina: na Mivontangina (vontangina) p.t.: Mivonto, mibontsina. tohiny
Mamontirika: (vontirika) mt. s.: Mampivandravandra be ny maso toa hivoaka ny taolamaso mihitay: Namontirika ny masony…tohiny
Mamonto: (vonto) mt.p. (mamontona): Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao.…tohiny
Mamontona: (vontona) p. t: I-zay eo afovoany. tohiny
Mamontsina: Mamotsona p.t: Hita mipoitra amin'ny ilany indray (vay lahy kely). tohiny
Mamony: (vony) mts.: Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity. tohiny
Mamora: (fora) mt.p. (mamorà): Mandidy foitra: Mamora zaza. tohiny
Mamorabora: Manaborabora (borabora) mt.p. (mamoraborà, manaboraborà): Mamototra migoragora na malemy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1043