Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Maloto: (loto) p.t.: Misy pend-na, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany. / Misolitika,…tohiny
Malovilovy: (louilovy) p.t: Marisarisa, tsy tsaratsara, tsy metimety: Nahoana tsy tonga ny anadahinao?—Ao ihany…tohiny
Mam: Tovona fanaovana matoantenin'ny mpanao, izay tsy inona fa ny "man-" ihany raha mikambana amin'ny fototeny…tohiny
Mama: a: Teny enti-milaza ny reny; i Neny. tohiny
Mamabo: (baba) mt.p. (marna-boa): Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin'ny tanàna…tohiny
Mamadiditra: (fadiditra) mt.p. (mamadira): Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?…tohiny
Mamadika: (Btl) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby toy ny tandrok'omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany.…tohiny
Mamadika: (vadika) mt.p. (mamadiha): Manao zavatra miamboho:Mamadika fitaratra ? Mampiseho ny ila na lafiny iray…tohiny
Mamady: (vady) mt.p. (marna-dia): Manome ho namana, ho fameno. tohiny
Mamafa: ~(fafa) mt.p. (marnafà): Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin'ny kifafa: Iza no namafa…tohiny
Mamafana: (fafana) nit s. (mamafana) : Mandrara-pofona mantra: Endre ! izany tsiotsiodriuotra namaf ana teo amin'ny…tohiny
Mamafy: (fafy) mt.p. (marnafaza): Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy uoa…tohiny
Mamaha: (vaha) mt.p. (mamahà): Manaboraka: Mamaha vona 1 Manala fatorana: Mamaha alika 1 Manatsoaka: Mamaha…tohiny
Mamahana: (fahana) mt.p. (mamahana): Mifikitra, mamikitra, misaringotra amin'ny zavatra iray mba tsy hianjera:…tohiny
Mamahana: (fahana) mt.p. (mamahàna) : Manome hanina, mampihinana: Mbola marnahana ny soavaliny i dada./Mamahana…tohiny
Mamahatra: (fahatra) mt.p. mamahara): Mamikitra, mitazona mafy amin'nytongotra:Namahatra tamin'ny vato ny tongony,…tohiny
Mamahatra: (vahatra) mt s. (mamahara): Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra…tohiny
Mamahirano: (fahirano) mt.p.: Tsy manome rano, manao fahirano. tohiny
Mamaho: (faho) mt.p. (mamahoa): Mampifangaro, mangaro: Mamaho rano ny divay. tohiny
Mamahoaka: (vahoaka) mt.p.: Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo. 1 Mametraka ho takatry ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.118