Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitrobaka: (trobaka) mt. s.: Miditra, mitsatoka ao anaty...: Nitrobaka tao amin'ny laniuoany ny sabatra. tohiny
Mitroka: (troka) mt. p. (mitrdha): Misintona amin'ny orona na ny vava amin'ny alalan'ny rivotra: Mitroka alkaola…tohiny
Mitrona: (trona) mt. s.: (kisoa) Mamoaka feo: Mitrona ny kisoa. ? Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary.…tohiny
Mitrongy: (trongy) mt. p. (mitrongia): Mihady amin'ny vava, toy ny fanaon'ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny to…tohiny
Mitrosa: (trosa) mt. s. (mitrosà): Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa…tohiny
Mitrosina: (trosina) mt. p. (mitrosina): Mianjera miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin'ny tany.…tohiny
Mitrotro: (trotro) mt. P. (mitrotrda): Mamihina olona na zavatra amin'ny sandry izay ankinina amin'ny tratra.…tohiny
Mitrotrongy: (trotrongy) mt. s.: Mianjera mandroso any anoloana ka mitehika amin'ny tany ny tarehy. tohiny
Mitsabaka: (tsabaka) mt. p. (mitsabàha): Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe. ? Miditriditra…tohiny
Mitsaboaka: (tsaboaka) mt. s.: Enti-milaza ny rano mamoaka feo rehefa anipazana na torahana vato. tohiny
Mitsahatra: (tsahatra) mt. s. (mitsahàra): Mijanona, miato: Handeha amin'izay izahay fa efa mitsahatra ny orana.…tohiny
Mitsaika: (tsaiha) mt. s.: Mifantina ny voam-bary tsars. tohiny
Mitsaika: (tsaiha) mt. s. (mitàika na mitsaiha): Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon'ny mpihaza na mpangalatra:…tohiny
Mitsaikona: (tsàikona) mt. s.: (soavaly) Mamindra tsy manipy tanana; mamindra somary haingankaingana. tohiny
Mitsaingoka: (tsaingoka) mt. p. (mitsaingoha): Manaikitra mitomboka toy ny ataon'ny vavan'ny boloky, akoho... tohiny
Mitsaitsaika: (tsaitsaika) mt. s. (mitsaitsaiha): Mandeha mora dia mors, mamindra tsy re amin'ny loha tongotra: Aoka…tohiny
Mitsaka: (tsaka) mt. s. (mitsakà): Mita rano amin'ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady…tohiny
Mitsaka: (tsaka) mt. s. (mitsakà): Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin'ny feo manokana.…tohiny
Mitsakatsaka: (tsakatsaka) mt. s. (mitsakatsahà): Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo…tohiny
Mitsakitsaky: (tsaky) mitsakitsakia): Mihinana tsakitsaky. * p. t. : Tsy mbola masaka tsara ka somary mafimafy. *…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711