Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitrefona: (trefona) mt, s.: Mi-trôna. tohiny
Mitrefotra: (trefotra) mt. s.: Mangetotra, mitsefotra. tohiny
Mitrehatreha: (trehatreha) mt. s.: Mirehareha sady mahery fiavy. tohiny
Mitrena: (trena) mt, s. (mitrenà): Mimà (omby). • Mifofofofo, mimamamama (ria-ka). ? Manao feo mampitahotra (olona…tohiny
Mitreoka: (treoka) mt. s.: Miteny feno fandrahonana. tohiny
Mitrerona: (trerona) mt. s. (mitreràna): Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona…tohiny
Mitresaka: (tresaka) mt. s.: Mitriatra, mitsefaka, mivava, miveraka: Mitresaka ny rindrin'ny tamboho. tohiny
Mitretroka: (tretroka) p.t.: Misy saoka roa; manana saoka mivalombalona manao ambaratonga. tohiny
Mitrevatreva: (trevatreva) p. t.: Mivatravatra fandeha sy miriadriatra. tohiny
Mitriatra: (triatra) mt. s.: Ro-vitra, tataka, mitataka: Mitriatra ny pataloany. ? Mitsefaka, miveraka, mivava:…tohiny
Mitrifana: Mitrifantrifana (tri-fana) mt. s. (mitrifàna): Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay…tohiny
Mitrikatrika: (trikatrika) p. t.: Mahia, mandraka. ? Maraorao, marokoroko. ? Mikitoantoana. tohiny
Mitrimoka: (trimoka) mt. s.: Mitsimoka, vaky vazana. tohiny
Mitringatringa: (tringa) mt. s.: Mandringa, mikotringa. tohiny
Mitringitringy: (tringitringy) mt. s.: Mivohitra matsilotsilo. tohiny
Mitritra: (tritra) mt, s.: Mitsefotra, miboana. tohiny
Mitritratritra: (tritratritra) m t. s.: Mipelipelika sy mitsambikimbikina manakotaba ny sasany. tohiny
Mitritritritry: (tritry) p. t.: Mahia; izay miseho mitrakitraky ny tritriny. tohiny
Mitroaka: (troaka) mt. s.: Mandre maharary eo amin'ny takiba ka tsy avy miaina, voan' ny tevika. tohiny
Mitroatra: (troatra) mt. s.: Miala tampoka amin'izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha uao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0284