Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lalovana: (lalo) mt. ih. (lalovy): Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalouana fotsiny ny sakaiza e! • Seranina…tohiny
Lama: a: Fahalambolamboana. I t.i.f.: Lamaina, halamaina, voalama / mandama, manalama, fandama, mpandama /…tohiny
Lamaina: (lama) mt.ih. (lamao): Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny…tohiny
Lamaka: a: Fandriana midaboka amin'ny tany. - t.i.f.: Alamaka, voalamaka, tafalamaka / mandamaka, fandamaka,…tohiny
Lamako: a: Hazo roa lafy na taolana vazan'omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana…tohiny
Lamalama: (Ski) a: Talaho, fombam-bavaka ataon'ny tromba. tohiny
Lamandy: (fr. l'amende) a.: Sazy vola: Nosazin'ny fitsarana lamandy roa alina izy tamin' ny nanaovany risoriso.…tohiny
Lamba: a: Zavatra anaovana ny akanjo, vita arnin'ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay…tohiny
Lambaina: (lamba) mt. ih. (lambao): Alaina amin'ny lamba: Ataouy eto ambony tsihy eto ny valala nolambainareo.…tohiny
Lambaina: p.t.: Betsaka: Lambaina ny valala tamin'it? lohasaha it? izany. tohiny
Lambamena: a,: Lamba vita amin'ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, a-tao famonosana ny maty no-ho izy…tohiny
Lambana: a: Fipaohana, fifaohana zavatra, na fandavoana, fandringanana indray mandeha daholo, na filavoana, fianjerana,…tohiny
Lambana: a: Ravin'akondro a-tao solom-bilia fihinanana; ny ambain'ny tsihy, hazofisaka, ngorodona, varavarana.…tohiny
Lambana: a: Ny fehezan-drindra hanaovana tsihy na mahavita tsihy fray. - t.i.f.: Lambanana 1 mandambana. tohiny
Lambanana: (lambana) mt.ih. (lambano): Temerina tsfhy; asiana peta-kazo. tohiny
Lambanana: (lambana) mt. ih. (lambano): Atao am-pehezana tohiny
Lambanana: a: Ny sakan'ny lamba: Be lambanana it? lamba it? izany. • Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf…tohiny
Lambanina: (lambana) mt. ih. (lambano): Faohin'ny fahafatesana, ringanina: Nolambanin'ny gripy espaniola ny mponin'it?…tohiny
Lambenana: Jer. Lembenana. tohiny
Lambinana: a.: Karazan-kazo fanaovan-trano na taozavatra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0443