Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lalao: a: Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboana herim-batana…tohiny
Lalaovina: anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao ah o. tohiny
Lalaovina: (lalao) mt ih. (lalaovy): Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady…tohiny
Lalarana: na Lalarina (balatra) mt. ih. (lalaro): Soritana a min'ny lelan-javamaranitr& tohiny
Lalatra: a.: Soritra na tataka kely amin'ny hazo atao a min'ny lelan-java-maranitra; kaokan'ny dian-javatra;…tohiny
Lalerina: Jer. Tain•dalerina, tay. tohiny
Lalikera: (fr. la liqueur) a.: Karazan-zava-pisotro mahery. tohiny
Lalimanga: a.: Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin'ny maloto ary…tohiny
Lalimoara: (fr. l'armoire) a: Fanaka lehibe, hazo na metaly, lava tsangana ary misy varavaana, natao indrindrahametrahan-damb&…tohiny
Lalina: p.t.: Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny:Lalina…tohiny
Lalitra: a.: Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin'ny tongony na…tohiny
Lalitra: a: Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona. tohiny
Lalitromby: a: Lalitra makadiry toy ny lalimanga fa mainty. tohiny
Lalivay: (fr. le levain) a: Koba navela hiotrika elaela izay a fangaro amin'ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina…tohiny
Lalo: a. sady ft. i Lalovana / mandalo, fandalo, mpandalo / andalovana, fandalovana / lalodalovana. tohiny
Laloana: (fr. la loi) a: Fomba nanononana taloha ny hoe LalĂ na. tohiny
Lalodalovana: p. t : Marenindrenina, tsy mahare tsara: Lalodalouana koa Ingahy it? ka! tohiny
Lalomena: a: Soavalindrano. tohiny
Lalona: a: Karazan-kazo fanaovan-trano. tohiny
Lalorina: (lalotra) mt. ih. (lalory): Asiana lalotra: Nolaloriny tsara ny tranon-dRabe. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101