Litera L
Lakroa: (fr. la croix) a: Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an'i Kristy, hita…tohiny
Lala: p. t. na a: Fantatra (any anindran-tany), ~ Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry Idla. i t t…tohiny
Lala: a.: Ba na paikan-kira. - F-p,: Lala voalohany: paikan-kira haingankaingana / Lalo faharoa: paikan-kira…tohiny
Lala: a: Fisaonana ny vadymaty. ? Fikarakarana, fitsimbinana. - t.i.f.: Lalaina, voalala / mandala, fandala,…tohiny
Lalaka: a.: Halehibe-na velarana, halehibe. - t.i.f.: Halalahina, alalaka, voalalaka / manalalaka, fanalalaka,…tohiny
Lalàm-panorenana: a: Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin'ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin'ny…tohiny
Lalambika: (fr. alambic) a.: Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin'io…tohiny
Lalamby: a.: Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan'ny kodiaran'ny masinina, lzay atao…tohiny
Lalana: a : Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga…tohiny
Lalàna: a.: Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakanà,…tohiny
Lalañana: na Lañanana (fit p.) a: Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony…tohiny
Lalandava: p.mt.: Tsy misy fijanonana, tsy misy fitsaharana na fiatoana: Falifaly lalandava izy. ¶ M. h.: Mandrakariva.…tohiny
Lalandy: a: Karazan'anan-dia maniry amoron-drano na amin'ny honahona, iray karazana amin'ny ravim-bomanga, ary…tohiny
Lalantsara: a,: Efitra elanelany natao ho toa lalana handalovana alohan'ny hidirana ao anatin'ny tena efitra. -…tohiny