Litera L
Laingalainga: a: Lainga madinika.
tohiny
Laingo: a.: Ny tendron'ny zavamaniry na ny raviny farany ambony vao niseho, izay milenodenoka sy malefaka izaitsizy.…tohiny
Laingo: a.: Karazam-bahy maimbomafmbo f of ona amotsiana nif y ny raviny. i t.if.: Laingoana, laingoina, voalaingo…tohiny
Laingoana: na Laingoina (laingo) mt.ih. (laingoy): Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin'ny laingo notsakotsakoina:…tohiny
Laingomaimbo: a: Zavamaniry salasalany mandady, fantatra indrindra amin'ny raviny izay mamoaka fofona mahery sady…tohiny
Laingomena: a.: Zavamaniry fanao haingon-tanàna fa mandady mananika amin'ny tamboho na fefy; ny raviny, mivondrona…tohiny
Laingontratrany: a: Hena eo amin'ny lohatratran'ny omby na ny ondry na ny kisoa vonoina, mifamaly amin'ny laingontsorony…tohiny
Laingontsorony: na Lohasorony a: Hena eo anin'ny 1ohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin'ny lohantratrany…tohiny
Laingosana: (laingo) mt ih. (laingosy): Alana ny laingony: Nolaingosany ny voatavo etsy avara-trano.
tohiny
Laisoa: (fr. le chou) a.: Karazan 'anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona…tohiny
Laitra: nit ih.; ft.: Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra ? Azon-javatra asiana, idirana:…tohiny
Laizina: (lay) mtih. (laizo): A-tao haingana, mehina, rodorodoina: Tsy azo laizina ny raharaha fa atao milamina…tohiny
Laka: a.: Ny toerana afovoany amin'ny fanorona, izay ihaonan'ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny…tohiny
Lakaina: (laka) mt.ih, (lakao): Apetraka eo amin'ny laka, apetraka eo amin'ny fihaonan'ny tsipika roa (vatompanorona).…tohiny
Lakalaka: p. t.: Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. * F.-p,: Lakalaka anie Andria manitra:…tohiny
Lakaly: (fr, la cale) a: Ny efitrano somary anatin'ny tany ambany indrindra. 1 Ny fanambanin'ny sambo izay fitoeran'entana.…tohiny
Lakamosina: a.: Mitovy amin' ny Lakandamosina (jer. io teny io).
tohiny
Lakampiara: a.: Lakana lehibe misy fanarenana azy raha & tongilan'ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomarina.…tohiny