Litera L
Lontsomaka: (tsomaka) a.: Fandrika, fandri-borona.
tohiny
Lony: na Lonilony ft.: Fahasosotsosorana. - t.i.f.: Alonilony 1 malonilony 1 halony, halonilony.
tohiny
Lopilopina: Alopilopy (lopy) mt. ih. (lopilopio, alopilopio):Atao tonga mipen drampendrana.
tohiny
Lopilopy: ft.: Fipipizan'nyma• so, fipendrampendran'nY hazavana; toetran'ny hazavana tsy mazava tsara i tif: Lopilopina,…tohiny
Lopotra: a: Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. o F.-p.: Lopotra…tohiny
Lopy: na Lompy a: Volomason'ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina.
tohiny
Lorana: (lotra) mt.ih. (lory): Doroana ary alana (volombiby vonoina). l,ositra a sady p.t.: Fitsoahana, filefana,…tohiny
Loso: a: Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin'ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban'ny ariary, dia 2,40…tohiny
Lotaka: a: Masitika fanditiana ny saron'alambika, natao ta min'ny ravfm-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina…tohiny
Loteria: (fr. loterie) a: Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin'ny…tohiny
Lotika: p. t.: Malemy ho ]o sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika. ~ h.o.: Tezitra na sosotra mafy…tohiny