Litera L
Lolompaty: a: Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentina boribory lehibe mangamanga…tohiny
Lolompo: (fo) a: Fitanana am-po ny ratsy nataon'ny sasany amin'ny tena: Mitana lolompo. / Manao an-dolompo. tohiny
Lolotra: a: Fisaritahana na fisafotofotoana mahatonga fahasahiranana. - F-p,: Lolotr'amalona: raharaha manahirana.…tohiny
Lolovokatra: a: Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia.
tohiny
Lomano: a: Fahaizanamampitsinkafona ny tena ao anaty ran o amin'ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana.…tohiny
Lomanosina: (lomano) mt. ih. (lomanosy): Isosana amimpahaizana ao anaty rano: Tsy azo lomanosina io rano io fa be…tohiny
Lombiry: na Lombiro (Ski) a: Vahy misy poizina mahery. ? F.-p.: Misotro ranon-dombiry: mamono tena
tohiny
Lombombava: (Btl) a.: Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan'ny olona ny fihetsiky ny vava…tohiny
Lombondoha: (Btl) a: Lamba arakotra ny loha sy ny tarehy mba hiarovana amin'ny hainandro.
tohiny
Lomisy: p. t.: Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an'ny havia sy havanana,…tohiny
Lomodomotra: p.t.: Tezitezitra, sosotsosotra, kitokitoina. i t:tf.: Milomodomotra, filomodomotra, mpilomodomotra…tohiny
Lomorina: (lomotra) p.t: Itakovanan'ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina. 1 h. i.: Entina hilaza•…tohiny
Lomotra: a.: Zavatra mitankosfna maitsomaitso ao anaty rano na mipetaka amin'ny vato anaty rano ka malarias aoka…tohiny
Lompilompy: a: Jar. Lopilo-PY•
tohiny
Lompy: a: Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara. - F.-p.: Trano fandrian-dompy: trano fanafenan9ry mpanao ratsy…tohiny