Litera L
Loka: a.: Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin'ny bitro, fa izaho no ho tonga uoalohany…tohiny
Loka: a.: Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady arnin'ny lefona. - t.i.f : Lokana, aloka,…tohiny
Lokaloka: (Tsm) a.: Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby. ¶ M. h.: Tavin-dolana,…tohiny
Lokaloka: a.: Voadivoady, toky mafana. i t. L f : Milokaloka, filokaloka, mpilokaloka I ilokalokana, filokalokana.…tohiny
Lokanady: a.: Dina na fanekena nifanaovan'ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan'ny lokanady nalaza…tohiny
Lokanga: a.: Zavamaneno malagasy mitovitovy amin'ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny…tohiny
Lokangahisatra: a: Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely,…tohiny
Lokangavava: a: Zavamaneno tsofina, vita amin'ny tapa-by kely; ankinina amin'ny nify izy ary somary akombona kokoa…tohiny
Loko: a.: Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon'ny tranony. ? Rano na vovoka noharoina ka mahatonga…tohiny
Lokoana: (loko) mt. pdr, na th. (lokoy): Asiana loko: Nolokoany mena dorehitra ny tranony. ? Asiana dity hipetaka:…tohiny
Lolofotsy: a: Lolo kely fotsifotsy fatra-panatonkatona ny jiro mirehitra. * Ohab.: Mitono teno toa lolofotsy: Mankaha-doza,…tohiny
Loloha: (loha) a: Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay; na zavatra mitatao ambonin'ny loha: Loloha lanitra…tohiny
Lolohavina: (Ioha) mt. ih. (lolohavy): Entina an-doha: Asio halana uao loiohauina ny siny. • Hajaina fatratra: 010-na…tohiny