Litera L
Lisansy: (fr. licence) a: Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga ambony; diplaoma omena an'izay afaka amin'io…tohiny
Lisy: (f- lis) na Lilia a.: Karazam-boninkazo fianakaviamben'ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony,…tohiny
Lita: sy Litalita a: Fandehanana mikonesanesa, miretareta. i t. L f : Militalita, filitalita, mpilitakta /…tohiny
Litania: (fr. litanie) a: Fivavahana misy fitanisanisana anaran'olomasina mandeha irery na miaraka amin'ny toetra…tohiny
Litatra: (fr. litre) a.: Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin'ny iray desimetatra…tohiny
Litera: (angl latter) a: Tarehintsoratra: Misy litera iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy.
tohiny
Litika: p. t.: Lihitra ta hanao (zavatra). - t.i.f : Militika, filitika, mpilitika / ilitihana, filitfhana i…tohiny
Lo: p. t. sady a.: Simba sy milotaka: Voankazo lo. - t.i.f.: Lovina J mando, fan-do, mpando / andovana,…tohiny
Loa: a: Zavatra nohanina ka avoaka amin'ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany. • Famoahana…tohiny
Loahana: (loaka) mt.ih. (loahY): Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan'ny voalavo ny tsihy.
tohiny
Loaka: a sady p. t.: Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin'ny loaka amin'ny hidim-barauarana. - t.i.f…tohiny
Loakandro: (andro) a: Entimilaza ny andro fahefatra manomboka amin'ny andro itenenana — na efa lasa izany na mbola…tohiny
Loarana: (loatra) mt.ih. (loaro): Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary. / Folo sobika ny tany…tohiny
Loatra: a.: Famoahana na fanalana ny ao anatin'ny zavatra lalina aty: Ataouy tsara zara ny loa-bary. - t.i.f…tohiny