Litera L
Lempona: a. sady p. t.: Enti-milaza toerana na faritra iva no-ho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin'…tohiny
Lena: p. t.: Nilatsahan'ny rano ka manda, vonton'ny rano, kotsa: Tratran'ny orana aho ka lena ny akanjoko.…tohiny
Lendalenda: (lenda) a: Faniriana m afy. i t.if: Milendalenda, filendalenda, mpilendalenda / ilendalendana, filendalendana…tohiny
Leno: a.: Ahitra tenehina mba hanatsara ny fan dokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra. - t.i.f:…tohiny
Lenoka: sy Lenodenoka (Lena-ka) p, t.: Mandimandina sy vaventiventy sady mavamavana no midokadoka fatratra (ravin-javamaniry).…tohiny
Lenta: na Leta a.: Ilay somary lempona kely amin'ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan'ny sarony. - F.-p.: Mitouy…tohiny
Lentehana: (lentika) mt, pdr. (Ion teho): Tsatohana: Nolentehany hazo maranitra ny manodidina ny tokotaniny.
tohiny
Lentika: p.t.: Sitrika, tsy fisehoana, fidifian'ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra. •…tohiny
Leo: p. t.: (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina:…tohiny
Leo: sy Leony (lao) p.t.: Entimilaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga…tohiny
Lepaka: ft.: Fiforetana, fivarorahana. - t.i.f : Alepaka I milepaka, filepaka, mpilepaka / ilepahana, filepahana…tohiny
Lerana: (letra) mt. pdr. (lero): Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako. • mt. ih.: Hanina…tohiny
Lesoka: p.t.: Petaka (orona): Lesoka orona io zazauauy io no naharatsy azy. • Iva ary lempona, pepo, tsy feno:…tohiny