Litera L
Lavahana: (lavaka) mt fin (lava-ho): Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka • ho.: Takina: Ananan-dRakoto…tohiny
Lavaka: a.: Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty Iavaka ny zanany. ~ Loaka amin'ny zavatra iray: Tsy fomba…tohiny
Lavanty: (fr. la vente) a.: Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona…tohiny
Lavarangana: (fr. la varangue) a.: Fanampinhy trano ivelan'ny efitra natao hakandrivotra sy hitazantazanana.
tohiny
Lavasalaka: a: Anaran-kafailazana ny fandiafasika.
tohiny
Lavenona: a.: Vovobovokamalemy manjamanja sisa mijanona avy amin'ny kitay nirehitra ka tsy tonga arina: Tsara…tohiny
Laviana: a: Erika, orana madinika kely entin'ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no…tohiny
Lavina: (la) mt.>n. (lavo): Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko. 1 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny…tohiny
Lavitra: p.t.: Tsy akaiky: Lauitra ny toerana misy azy. • h. o.: Lavitra ny hevitro izany lazainao izany. ? Fotoana…tohiny
Lavo: p. t: Potraka: Nibolisatra izy ka lavo. ~ Voazera amin' ny tany: Tolona amin'ny sakaiza tiana; aleo…tohiny
Lavorarina: (lavorary) mt ih. (lauorario): Atao vita tanteraka: Lavorario ny raharaha ataonao.
tohiny
Lavorary: p. t.: Vita araka izay ilana azy, tomombana ny toetrany, tanteraka. - t.i.f.: Alavorary, lavorarina…tohiny