Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Leta: sy Letaleta p.t.: Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa. 1 tif : Miletaleta, filetaleta,…tohiny
Letaka: ft.: Fahalemena sy tsy fahazakana ny tena; fidabohana tsy tafarina intsony; fipetrapetrahana fotsiny…tohiny
Letamaso: o.: Ny zoron'ny hodimaso. tohiny
Letra: a.: Fampidirana an-keriny; fandentehana an-tery setra;fihinanana tafahoatra, fahavokisana hatenda é…tohiny
Letrezana: a.: Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin'…tohiny
Letsena: (letsy) me ih. (letseo): Asaina mietry, etrena, ahena: Letseo amin'iny ny trosanao aie", amiko. tohiny
Letsy: a.: Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra…tohiny
Letsy: na Lehitsy (ilay itsy) s. a: Ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana a! tohiny
Levenana: (levina) a.: Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty.…tohiny
Levilevena: (leuilevy) mt. ih. (ieuileveo): Tezerana mafy. tohiny
Levilevy: a.: Teny lava atao ho fitezeran'olona ambany fifehezan'ny tena nahavita hadisoana. tohiny
Levina: (angl. levai) a: Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny…tohiny
Levina: a: Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan'ny hiaingany.…tohiny
Levina: a.: Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin'ny hazo. tohiny
Levona: p. t.: Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, ho-no, izao tontolo izao.…tohiny
Levonina: (levona) mt ih. (leoony): Atao fongana, tsy misy: Azon'Andriamanitra levonina izao tontolo izao. • Simbana:…tohiny
Levy: a: Famorivorin'ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso..…tohiny
Lezo: sy Lezolezo ft.: Lavamanify toy ny hiforitra. - t.i.f.: Milezolezo, filezole- zo 1 ilezolezoana, filezolezo-…tohiny
Lia: ft.: Niavian'ny hoe Malia. tohiny
Liaka: p.t: Tia loatra, mirehitra izaitslzy, matimaty amin' ny... - t.i.f.: Miliaka 1 iliahana, filiahana 1…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0599