Lozohana | : | (lozoka) mt.ih. (lozohy): Enti-milaza ny toerana asana lozoka: Azo lozohana eto fa akaiky teuana
Ahitsio |
Lozohina | : | (lozoka) mt ih. (lozohy): Enti-milaza ny zavatra ilofosana: Lozohy ny fianarana!
Ahitsio |
Lozoka | : | a: Tsatokazo misy lavaka itsofohan'ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny. 1 Zohy a ny ambanin'ny tany: Misy lozoka ao anilan'ny uatolam-PY ao. i tif: Lozohana, alozoka, voalozoka / mandozoka, f andozoka, mpandozoka / andozohana, fandozohana / milozoka, filozoka, mpilozoka / mahalozoka 1 lozodozoka.
Ahitsio |
Lozoka | : | a: Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. - t.i.f.: Alozoka, tafalozoka / milozoka, filozoka, mpilozoka / ilozohana, filozohana / mahalozoka / lozodozoka 1 lozoka.
Ahitsio |
Lozorina | : | Lozotina (lozotra) p. t.: Ratsy nahandro, tsy tsara masaka.
Ahitsio |
Lozotra | : | p. t.: Enti-milaza zava tra ratsy nahandro, tsy tsara masaka, nefa tsy azo andrahoina intsony. i ti.f.: Lozorina na lozotina / mandozotra, fandozotra, mpandozotra / andozorana, fandozorana / milozotra, filozotra, mpilozotra / ilozorana, filozorana 1 mahalozotra.
Ahitsio |