Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lomy: a: Fikambanan'ny biby lahy sy vavy. - t.i.f.: Milomy. tohiny
Lona: a: Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana…tohiny
Lonahina: Alonaka (lonaka) mt ih. (lonahy, alonahy): A-tao tonga lonaka, mahavokatra. tohiny
Lonaka: p.t.: Mahavokatra sa-tria tsara nofo: Tany lonaka i t.i.P.: Lonahina, alonaka, voalonaka 1 mandonaka,…tohiny
Londo: na Londolondo a: Tsy fahamiramiranana 1 tif: Milondolondo, filondolondo, mpilondolondo / ilondolondoana,…tohiny
Londona: a.: Nofo ao anatin' ny voatavo manarona ny voany, voninkazom-boatavo: Londom-boatavo. - F.-p.: Miala…tohiny
Longia: a: Karazan-kazo. tohiny
Longo: (Ski) a: Sakaiza, namana. tohiny
Longo: a: Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy. ? Sakaiza, havana: Longoko ianao. 1 Ilongoana, filongoana…tohiny
Longoa: a: Lavaka atao fandrika. - F-p.: Longoa mitoto-bozaka: lavaka, fandrika voasarom-bozaka. tohiny
Longoza: a.: Karazan-tsakamalao sy tamotamo ary sakarivobe, mamoa mena, hanin' ny mpianala; ataony solondovia…tohiny
Longy: a: Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy. • Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody…tohiny
Lonika: ft.: Fahosahosana sy fahaketraketrahana; fahavesabesarana sy fitanondrehana tsy mahazaka loha. - t.i.f.:…tohiny
Lonjehitra: ft.: Fitanondrehan' ny loba noho ny havesatry ny entana manindry. i ti.f.: Alonjehitra, tafalonjehitra…tohiny
Lonjika: ft.: Jer. Lonjitra. tohiny
Lonjitra: ft.: Fahosana, faharerahana, fahalemena. - t.i.f.: Milonjitra, filonjitra, mpilonjitra I ilonjerana,…tohiny
Lonjo: ft.: Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanampy. i tif: Lonjoina,alonjo)milonjo,…tohiny
Lonjoina: Alonjo (lonjo) mi ih. (lonjoy, alonjoy): Entina, zakaina samy irery. tohiny
Lonjony: a: Fahasosorana tafajanona ao an-tsaina hatramin'ny ela, lolompo, otripo voatahiry. tohiny
Lonky: p. t.: Toran'ny hehy. Lonty a: Fotaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1573