Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lobaka: a: Akanjo anatin-dehilahy. tohiny
Lobaloba: a: Karazana voahangy. tohiny
Lobo: p.t.: Be sofina mihofahofa. - F.-p.: Lobo maso: enti-milaza olona be hodimaso sy be volomaso mikopakopaka…tohiny
Lobolobo: a.: Zavamaniry fohifohy iray toerana mifanety ka miteraka aloka maizimaizina sady mandomando ny tany…tohiny
Lobona: a: Zavamaniry maroro-paniry symandrobona. i t.i.f•: Milobona, filobona, mpilobona. tohiny
Lodirana: Lodirina (loditra) mt. ih. (lodiro): Atao tonga vonto, hetsaka. tohiny
Lodirina: (loditra) mt.ih (lodiro): Atao tonga malambolambo, malandilandy. tohiny
Loditra: p. t: Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy. tohiny
Loditra: p. t.: Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. i t.i.f: Aloditra, lodirina. tohiny
Lody: sy Lodolody a: Bazana toetra kaodikaody, mandositra olona; fahamenamenarana eo am-pifaneraserana amin'ny…tohiny
Lofika: a: Fiondrehan'ny 10-ha; tsy fiarenana tsars arnin'ny toerana misy ny te-na. - t.i.f.: Alofika, tafalofika…tohiny
Lofo: a.: Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. i tif: Lofoina 1 milofo, filofo, mpilofo 1 ilofosana,…tohiny
Lofo: (Ski) a: Familiana ny botry hitodika any amin'ny iavian'ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika.…tohiny
Lofo: a.: Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry• 1 ti.f: Lofosana,…tohiny
Lofoina: (lofa) mt.ih. (lofoy): Atao amin-kiry, am-pikirizana: Nolofoiny ny fianarany ka todiny. tohiny
Lofosana: (lofa) mt. ih, (lofosy): Ilazana ny olona maty namonoana omby: Raha vao maty Ranona dia nolofosana tohiny
Loha: a: Faritra ambony indrindra amin'ny tenan'ny olombelona — ary aloha indrindra kosa ho an'ny biby — izay…tohiny
Lohakohony: a: Ny farltra ambony indrindra amin'ny lalan-kanin'ny biby, na ny fa-titra eo ambonin'ny haranany ho…tohiny
Lohalambo: na Andohalambo (fahita matetika kokoa) Karazana rafitra , vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana…tohiny
Lohalika: a.: Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' n? fe amin'ny alalan'ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3208