Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Langa: Langalanga a: Fisandratana ambony. i tif: Alangalanga, tafalangalanga / milanga, filanga, mpilanga /…tohiny
Langa: p.t: Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra. tohiny
Langato: (Btm) a: Sifotra mainty mivelona any anaty rano. tohiny
Lange: (Ski) a.: Tady fampakarana sy fampidinana entana amin'ny samba. tohiny
Langehatra: a: Karazan-toaka, barisa. tohiny
Langilangy: a: Tehina makadiry ¶ M.h.: Kibay, tabaka. tohiny
Lango: a: Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina. • h.o.: Teny malemilemy entina h anam batamb az…tohiny
Lango: (Atm) a: Vary van. Langody a: Mizara be, izany froe raha be noho ilay zarai na ny mizara: Langody vola:…tohiny
Langoroana: na Langorony a.: Amponga velesina amin'ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin'ny ampongabe izy matetika…tohiny
Langorody: (Ski) a: Ny loaka amin'ny vody botry atao fanarian-drano. tohiny
Laniala: a.: Fanosoran-daingo ny lani-nify, izany hoe ny nify rehetra afa-tsy ny anoloana, mba ho haingo. tohiny
Lanilany: a: Ny faritra ambony amin'ny aty vava. tohiny
Lanina: (lany) mt ih. (lanio): Atao tapitra, tsy asiana mijanona, taperina: Lanio ny varinao vao mandeha tohiny
Laniraratra: (t. tr.) p.t.: Tanta, hotohoto. tohiny
Lanitra: a: Ny habakabaka (amin'ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany. 1 (amin'ny fiteny ara-pinoana…tohiny
Lanja: a.: Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io uary io? 1 Fitondrana zavatra na biby na olona…tohiny
Lanjaina: (lanja) mt ih. (lanjao): Jerena amin'ny alalan' ny vato-mizanany havesany: Lanjaina ny akoho aty aminay…tohiny
Lano: ft.: Lomano, fitana rano an-domano. i t, i f : Lanosina. tohiny
Lanoka: Jer. Lanaka. i t.i.f.: Mahalanoka. tohiny
Lanona: a: Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. - t.i.f.: Alanona, voalanona 1 mandanona, mpandanona,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2375