Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
L: Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova…tohiny
La: ft.: Tsy fetezanahanao, tohitra. - t.i.f. : Lavina / voala, tafala / mandà, fandà, mpandà 1 andavana,…tohiny
La: a.: Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin'ny gara a. tohiny
Labasy: (fr. la bâche) a.: Lamba bakatraka, matevim-be, anaronana fiara na sambo, fa matetika koa ampiasaina…tohiny
Labatoara: (fr. l'abattoir) a.: Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin'ny fomba ara-dalàna, sy…tohiny
Labiera: (fr. la bière) a: Fisotro misy alkaola kely vita amin'ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona…tohiny
Laboratoara: (fr. laboratoire) a : Toerana voatokana hanaovana fikarohana sy fanandramana momba ny fahaizana amam-…tohiny
Laborosy: (fr. la brosse) a.: Tsy fiteny intsony fa Borosy no ampiasaina ankehitriny. tohiny
Labozia: (fr. la bougie) a.: Jiro vita amin'ny menak'omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina…tohiny
Ladina: a: Ny tahon'ny zavamaniry mananika amin'ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatauo. 1 Fampifanolanana…tohiny
Ladina: (lady) mt. ih. (radio): A-nihina mikisaka: Noladin'ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy. tohiny
Ladinina: (radina) mt. ih. (ladino): Hodidinina, fadidirana: Ladinin'ny uahy ny hazo any an'ala. 1 Fatorana, akambana:…tohiny
Ladinintrambo: a.: Anaran'aretina mitovitovy amin'ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy…tohiny
Ladiresy: (fr. l'adresse) a.: Tsy fiteny intsony fa Adiresy no ampiasaina ankehitriny. tohiny
Ladirina: (laditra) mt. ih. (ladiro): Atao miadana dia miadana. tohiny
Ladirisy: (Ski) a: Tady fampakarana sy famelarana ny lain'ny botry na samba. tohiny
Laditra: a.: Tsy rototra sy mitaredretra, tsy maika fa toy ny milalao raha manao zavatra. i t, t f.: Ladirina,…tohiny
Ladoany: (fr. la douane) a: Fadin-tseranana. 1 Sampan-draharaha maka ny fadin-tseranana. tohiny
Ladobo: (fr. la daube) a.: Akoho na vorona tsy mivaky fa andrahoina mivongana amin' izao ao anaty lafaoro. tohiny
Lady: ft.: Hafainganana, hakingana. 1 Hafainganana mandre, mahamasaka sakafo, hafainganan-tsaina. - t.i.f.:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0744