Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lanonana: a: Fifaliana misy dihy sy hira ary zavarnaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana. * Ohab.: Ikala fohy…tohiny
Lanosina: (lano) mt, ih. (lanosy): Itana amin'ny lano, ilomanosana: Tsy azo lanosina io rano io fa be mamba. tohiny
Lanto: a: Rindra, filaminana; fanamboarana ny zavatra hilahatra; fandaharana tsy hiparitaka sy tsy hikorontana.…tohiny
Lantoina: (lanto) mt. ih. (lantay): Alamina. tohiny
Lantonoara: (fr. l'entonnoir) a: Fitaovana fampidinana rano, izay kely ny vavany ambany fa lehibe kosa ny ambony.…tohiny
Lantsika: p.t.: Miforitra mankany ivoho, hantsika. • Enti-milaza ny tanana mandihy ka mitsotra somary mandroso…tohiny
Lany: p.t.: Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra. ? Vary foana: Lany niandry anao teto ny…tohiny
Lany: a: Fofon'ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro. • Ny kiran'ny hazandrano izay manarona ny tenany. *Bay…tohiny
Lany: a: Ny rirany amin'ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan'antsy io. • Ny…tohiny
Lao: p.t.: Tsy mahatoetra, tsy mahapetraka, tsy tamana amin'ny toerana iray; leony. i Ilaozana 1 mandao,…tohiny
Laodivy: (fr. l'eau-de-vie) a: Karazan-toaka mahery. tohiny
Laoka: a: Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin'ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra…tohiny
Laolao: a: Jar. Lalao. tohiny
Laona: a: Hazo na vato noloahana — fa tsy tanteraka — ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo. tohiny
Laoniny: (fr. l'aune) a: Halavan-drefy mitovy amin'ny mamakitratra (0,91 metatra eo ho eo). * F.-p.: Amin'ny…tohiny
Laoranjy: (fr. l'orange) a: Voasary mamy. tohiny
Lapa: a: Trano itoeran'ny Andriamanjaka. ~ h,o.: Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan'ny fiadanana:…tohiny
Lapana: p.t: Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: La-pana ny vahoaka niandry ny…tohiny
Lapely: (fr. la pelle) a,: F'iasana misy lelany vy somary kaoka miditra amin'ny zarany hazo, ka ampiasaina amin'…tohiny
Lapoaly: (fr. la poêle) a: Karazam-bilany metaly talesaka, ary misy tahony lavalava, a-tao fanendasana hena,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.089