Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lontsomaka: (tsomaka) a.: Fandrika, fandri-borona. tohiny
Lony: na Lonilony ft.: Fahasosotsosorana. - t.i.f.: Alonilony 1 malonilony 1 halony, halonilony. tohiny
Lopa: (t.tr.) a: Olon-tiana. ? p. t.: 15ana, mahafatifaty. tohiny
Lopilopina: Alopilopy (lopy) mt. ih. (lopilopio, alopilopio):Atao tonga mipen drampendrana. tohiny
Lopilopy: ft.: Fipipizan'nyma• so, fipendrampendran'nY hazavana; toetran'ny hazavana tsy mazava tsara i tif: Lopilopina,…tohiny
Lopingo: (Ski) a.: Volombodimpona mainty. tohiny
Lopondo: (Ski) a: Tehin-dakana. tohiny
Lopotra: a: Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. o F.-p.: Lopotra…tohiny
Lopy: na Lompy a: Volomason'ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina. tohiny
Lorana: (lotra) mt.ih. (lory): Doroana ary alana (volombiby vonoina). l,ositra a sady p.t.: Fitsoahana, filefana,…tohiny
Loso: a: Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin'ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban'ny ariary, dia 2,40…tohiny
Loso: (Ski) a: Zavatra boribory lavalava: Losom-by. tohiny
Losony: a.: Soro-kena. tohiny
Lotaka: a.: Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy e-fa mohaka ? (t.tn): Nofomboankazo. tohiny
Lotaka: a: Masitika fanditiana ny saron'alambika, natao ta min'ny ravfm-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina…tohiny
Loteria: (fr. loterie) a: Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin'ny…tohiny
Loteriana: a: Sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran'i Lotera. tohiny
Lotika: p. t.: Malemy ho ]o sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika. ~ h.o.: Tezitra na sosotra mafy…tohiny
Loto: a: Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka…tohiny
Loto: a: Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra. 1 Pentina, tasy: Rakotry…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0513