Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lôtô: (fr. loto) a: Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana ba oritra misy tarehimarika hatramin'ny 1 ka hatranrin'ny…tohiny
Lotoina: (loto) mt ih. (lotoy): Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy al • h.o.: Endrikendrehina, hosoram-potaka:…tohiny
Lotra: ft.: Fandorana ho may ary fanalana ny volon'ny biby na voronahovonoina. i tif: Lorana, voalotra f mandotra.…tohiny
Lotsaka: p. t.: Milona ao anaty rano ka mita ho motska, ho levona ao, toy ny baingantany difotra ao anaty rano,…tohiny
Lotsika: Mitovy amin'ny Potsika. tohiny
Lotso: ft.: Fanaovana izay hampandeha betsaka ny nonon' ny renin'ny zaza na ny rononon'ny omby terena. i ti.f.:…tohiny
Lova: a: Vola na fananana navelan'ny ray aman-dreny ho an'ny zanany: Nahazo lova be izy, ? h.o.: Toetra, aretina…tohiny
Lovabe: (lova) a: Harena tsy mba zarain'ny ray aman-dreny amin'ny mpandova mba samy hizaka ny anjarany tsirairay…tohiny
Lovana: (loua) mt. ih, (louao, lovay): Azo na raisina avy a min'ny ray aman-dreny: Vo-la kely fa tany betsaka…tohiny
Lovana: a: Ireo hazo roa eo andany sy ankilan'ny vavahadim-bohitr'omby izay noloahana rnifanandrify mba hidiran'ny…tohiny
Lovantsofina: (loua-sofina) a: Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin'ny taranaka mifandimby.…tohiny
Lovia: a : Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia. tohiny
Loviana: (Br) a: Tata-drano, indraindray avy lavitra be, mitondra rano hanohofana tanimbary. tohiny
Lôvina: (lo) mt. ih. (louy): A-tao tonga lo: Mbola holouin' ny fahafatesana ao am-pasana itonyvatantsika itony,…tohiny
Lovoka: (Skl) a: Helo-drano. tohiny
Lovoka: a: Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasaloatra. ¶ M.h.: Lozoka. tohiny
Lovoka: (Btm) a: Dobo, antara. tohiny
Loza: a: Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, ans...: Saika nahita…tohiny
Lozaina: (loza) mt ih. (lozao): Voan'ny loza; voan'ny ratsy nataon'ny tena ihany. tohiny
Lozitra: a : jer. Lozoixa, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152