Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lapomady: a: Menaka fanosorana (tsy fiteny intsony, fa pomady no fampiasa ankehitriny). tohiny
Laposety: (fr. l'absinthe) a.: Zava-pisotro mahery misy alkaola. tohiny
Laraka: (fr. arack) a: Zava-pisotro mahery atao avy amin' ny vary nalôna. tohiny
Laretirety: (fr. la retraite) a.: Fihatahana kely mba hanaova- Lar na fandinihana masina sy fivavahana, antsoina…tohiny
Laro: a: Izay rehetra aharo amin'ny zavatra iray mba hampitombo ny heriny: A-taon'ny olona laron-toaka ny…tohiny
Laro: (Skl) a.: Anaran-kazo tsy misy raviny, mandronono raha tapahina ary fanamamoana hazandrano. tohiny
Laroana: (laro) mt. ih. (laroy): Asiana laro: Laroy it? paraky ity. tohiny
Lasa: na Lasana p.t.: Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada. / Manisa telo aho dia lasa 1 Milefa, mandositra,…tohiny
Lasàka: (fr. le sac) a.: Kitapo be. tohiny
Lasana: a: Karazan-javamanfry mandady. tohiny
Lasantsy: (fr. essence) a: Karazan'ilo azo avy amin'ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsY…tohiny
Lasary: (fr. l'achard) a: Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana. tohiny
Lasely: (fr. la selle) a.: Hoditra voavoatra hipetrahana eo ambony soavaly. tohiny
Laserake: (Ski) a.: Tady lava sady lehibe fitarrihana botry na lakana. tohiny
Lasibatra: (fr. la cible) a: Teboka eo afovoan'ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena. amin'ny…tohiny
Lasiray: a: (ilany sy iray) Ana ram-bola malagasy mitovy a• min'ny ilaa(voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20)…tohiny
Lasiroa: a: (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin'ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany…tohiny
Lasitelo: a: (ilany sy telo) Anaram-bola malagasy mitovy amin'ny fia (voamena) (0,10) sy telo (voarnena) (0,60)…tohiny
Lasitika: (fr. élastique) a.: Matezaroritina atao famehezanjavatra, fitanana akanjo na volo. tohiny
Lasitra: a: Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0531