Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lohalo: a.: Lohasaha eny antehezan-ten drom bohitra. tohiny
Lohamalemy: a: Ray faritra mfhonankonana eo ampovoamboan'ny lohan'ny zaza, eo anelanelan'ny taolana amin' ny karandohany,…tohiny
Lohamalona: a.: Ny lohan'ireo taolana roa amin'ny ranjo. tohiny
Lohamandriny: a: Hero-dronono. tohiny
Lohantsitsy: a.: Ny nofo mihorona manarona ny filahiana ka esorina rehefa manao hasoavana. tohiny
Loharano: (rano) a: Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin'ny ranonorana naninteraka tany anaty…tohiny
Loharaoka: a.: Ny zavatra azo babo voalohany any an'ady. tohiny
Lohariana: (riana) a.: Ny tampony ambony indrindra amin'ny nana. ~ Ny fotoana ialan'ny aina: Efa an-dohariana izy…tohiny
Lohasaha: a.: Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona. tohiny
Lohataona: (taona) a.: Fizarantaona voalohany amin'ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin'io ny…tohiny
Lohateny: (teny) a: Anarana — izay matetika teny fohifohy — entina hilazana boky na toko iray amin'ny boky na…tohiny
Lohatory: a.: Ray torimasovoalohany raha vao manomboka m atory kelikely. tohiny
Lohatraoka: a.: Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan'ny lohatraoka,…tohiny
Lohavary: (vary) a.: Ny mongomongo amin'ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita ooalohany…tohiny
Lohavolana: (volana) a.: Fihaonana fanaon'ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana. tohiny
Lohavorona: a.: Fivontosana fahita amin'ny lohan'ny ankizy kely. tohiny
Lohavý: a.: Soratra mivaingana vita amin'ny metaly, fampiasa amin'ny prfnty. tohiny
Lohodohony: a.: Zana-borona dongadonga. tohiny
Loholona: (olona) a: Fitambaran'ireo lehibe mpikarakara (izay atao koa hoe Ray aman-dreny) ao amin'ny fokonolona…tohiny
Lohombintany: (tany) a: Tany nomen'ny Andriana fahiny an'izay nahavita soa tamin' ny fanjakana, ka tsy andoavan-ketra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107