Litera L

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Lelana: (lela) p.t.: Enti-milaza olona mahay vava, mivatsavatsa ery. tohiny
Lelany: Jer. [Lela] tohiny
Lelavola: a.: Teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin'b zao, fa tsy taratasim-bola…tohiny
Lelefana: (lelika) mt.ih. (laie-fo): Totorana: Tokony hole-Lefana ity lavaka it? alohan' ny fahavaratra tohiny
Lelika: p.t.: Tototra, voasarona: Lelika ny hady. 1 Fano: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary. Tsy mahalala…tohiny
Lelo: a: Tsiranorano maditidity mivoaka avy any an'orona rehefa mitomany na voan'ny sery. - F.-p.: Manisin-delo:…tohiny
Lema: p. t.: Mahay sY kinga, mailaka. tohiny
Lemahina: (lemaka) mt. ih. (lemaho): Atao lemaka, arenina: Holemahina tsara ny tokotany alohan'ny hanorenana ny…tohiny
Lemaka: p.t.: Marin-tampon: Tany lemaka. 1 a: Tanymarin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana:…tohiny
Lemana: (Lena) mt.ih. (lemo): Asiana rano, mandoina: Lemo ny valopy hiditiany tsara. 1 Kotsaina: Lemo (rano)…tohiny
Lemba: p.t.: Maty. tohiny
Lembalemba: (lemba) a: Tany marin-tampona ambony havoana. i t.Lf.: Milembalemba. tohiny
Lembenana: Fiteny miaraka a• min'ny hoe Manaiky: Manaiky lembenana: manaiky no-ho ny tahotra, na henatra, manaikinaiky…tohiny
Lembolembo: (lembo) a: Loiloy noho ny fofona ratsy ren'ny orona. - t.i.f.: Milembolembo, filembolembo. tohiny
Lemena: (lemy) mt. ih. (lemeo): Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra. 1 Atao malefaka,…tohiny
Lemo: sy Lemolemo (lemo) a.: Famonjaionjana na fitsapatsap ana zavatra malemilemy. i t.i.f: Lemolemoina, voalemolemo…tohiny
Lemoka: p.t.: Miditra kely ny molotra ambony: Tsy hitanao ve ilay Rangahy lemoka iny e?. ¶ M.h.: Gema,kepaka.…tohiny
Lemolemoina: (lemoina) mt. ih. (lemolemoy): Potsipotsehina. tohiny
Lemozy: a: Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina:…tohiny
Lempaina: (lampa) mt. ih. (lempao): Pepoina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1105