Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kitsongoe: (Ski) a.: Karazan 'amalon- dranomasina. tohiny
Kivahivahy: Kivahivahiny p.t.: Lava manifinify, lava marotsaka: Tovouauy kivahivahin y. tohiny
Kivahy: (Btm) a: Alika, amboa, kivindro. tohiny
Kivakivaka: Jer. Ivakivaka. tohiny
Kivalavala: p. t.: Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka. tohiny
Kivalavala: a: Fefifefy amarita• na tan àna na voly. tohiny
Kivalavala: a.: Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika. tohiny
Kivaleo: (Ski) a: Angoa-tenda mifamaly ataon'ny ankizilahy. tohiny
Kivarivary: a: Tsilalaon'ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary. tohiny
Kivarohy: (Ski) a: Garaba fitondrana vorona, vita amin' ny tsira-bolotsangana na tsira-pantàka, vahy, tsimbilaotra…tohiny
Kivazivazy: a: Teny atao mba hampihomehy, teny atao ne-fa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny:…tohiny
Kividividy: a.: Lalaon'ankizy izay misy mody mivarotra sy mody mividy zavatra. tohiny
Kivihy: p.t: Mahantra dia mahantra, fadiranovana. tohiny
Kivilivily: a.: Fihetsiketsehanjavatra mihantona miankavia sy miankavanana, - t.i.f: Akivilivily, voakivilivily,…tohiny
Kivina: (kivy) mt.ih. (kiuio): Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kiuinao amin'izany filazana antsanga tsy aman'…tohiny
Kivindro: (fit.-p.) a: Alika. tohiny
Kiviro: a.: Anarana taloha niantso ana ny kavina. i t.i.f•: Mikiviro. tohiny
Kivolavola: a: Lalaon'ankizy ka ny tavilotra no mody ataony hoe vola. Fotaka volavolaina ho boribory, na zavatra…tohiny
Kivona: (Btl) a: Randram-bolo betsileo avona tsotra amin'izao. tohiny
Kivorivory: p. t.: Boribory mivohitra. - t .L f• : Manakivorivory. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0348