Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kitoto: a: Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitoton y. tohiny
Kitôto: (Tsm) a: Voronkely tsara feo mitovitovy amin'ny domohina saingy kelikely kokoa. tohiny
Kitotony: a: (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy…tohiny
Kitoza: a: Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana. 1 f,i,…tohiny
Kitozaina: (kitoza) mt. ih. (kitozao): Didiana atao lavalava. • Ahantona, atao mitarozaka: Nokitozain'ilay mpitsara…tohiny
Kitra: a: Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamalY sy hampiady. • Kilema, tsiny: Ixaho tsy hibaby kitra…tohiny
Kitra: a.: Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisintanana, lalao baolina boribory. tohiny
Kitra: (t.tr.) p.t.: Botry ratsy. ? Karaodraoka, kitika. tohiny
Kitraina: (kitra) mt. ih. (kitrao): Kotabaina, kotranina: Kitrain'ny ahiahy ny saiko. • Ampanenoina: Nokitrainy…tohiny
Kitrambero: a.: Kolokolom-bero mameno ny tany fambolena. tohiny
Kitrana: a.: Feo heno amin'ny fifandonan-javatra (toy ny sotro, vilia); fimenomenon' ny ankizy maro tafahaona,…tohiny
Kitranina: (kitrana) mt ih. (kitrano): Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin'Ialahy ny louia fa mahamenatra…tohiny
Kitranotrano: a.: Tsilalao misy sarintsarin-trano toa hita vatana ataon'ny ankizy. tohiny
Kitratraina: p. t.: Marary tratra, tsy afa-kohaka. tohiny
Kitriotriotra: a.: Karazam-borona toy ny fandiafasika. tohiny
Kitrivo: a.: Zavamaneno avo feo. tohiny
Kitro: a.: Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin'ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. i ti.f.: Kitroina, voakitro…tohiny
Kitro: a: Faritramafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin'…tohiny
Kitroana: na Kotroana (kitro) p. t.: Enti-milaza ny vy dora-na atao mena mivaivay ka dilorina amin'ny tandroka.…tohiny
Kitrofoka: Kitrofony a: Tsirin'ny ahitra avy nodorana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0681