Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kiso: Kisokiso a.: Teny entina miantso ny kisoa. - t.i.f : Kisokisoina, mahakisokiso. tohiny
Kisoa: a: Biby karazan'ny lambo, ompian'ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa…tohiny
Kisohina: (kisoka) mt. ih. (kisohy): Totoina (paraky). tohiny
Kisoka: a: Paraky vovony na totom-paraky. 1 t, i.f.: Kisohina, voakisoka, kinisoka / mikisoka, mpikisoka / ikisohana,…tohiny
Kisokisoina: (kiso) p.t.: Antsoina amin'ny teny hoe kisokiso. tohiny
Kisolosolo: Kisolosolya: Toerana somary solampilampy, izany hoe avo ila na mandry soroka kely; tehezan-kavoana mandry…tohiny
Kisolosoloina: (kisolosolo) mt ih. (kisolosoloy): Atao misolampilampy, mandry soroka. tohiny
Kisompa: (Ski) a: Anaran-javamaniry mangidy. • Karazan'antsantsa. tohiny
Kisosy: Kisoso a.: Aretinama hatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan'ny…tohiny
Kisotrisotry: a.: Karazan-kazo fanao amin'ny toakambahahatsara ny tsirony, sy hampahamanimanitra ny fofony. tohiny
Kitaka: (Ski) a: Entana misy tsihy fehezina ery amboniny entin'ny vehivavy. tohiny
Kitakita: Kitakitaka a.: Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana…tohiny
Kitakitaina: (kitakita) mt ih. (kitakitao): Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain'Isambilo ny akanjoko, • Velivelezina,…tohiny
Kitambina: (kitamby) mt. ih. (kitambio): Asaina manao kitamby. tohiny
Kitamby: a: Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan'ny olona any a nindran-tany indrindra: Ny kitamby…tohiny
Kitanotano: a: Karazam-borona madinika. tohiny
Kitaotao: a: Karazan-javamaniry misy vodiny fihinana (Dioscorea hexagona Bak). ? Karazam-borona. tohiny
Kitapo: a: Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely.…tohiny
Kitari-daolao: (Btl) a: Hira fanaon'ny tovovavy amin'ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy…tohiny
Kitay: a: Hazo na bozaka arehitra ao am-patana hahamasaka ny sakafo: Kitay hazo, kitay bozaka. / Maka kitay.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1059