Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kihasikasina: a: Karazan-kazo. tohiny
Kihefaka: (Btl) a: Randrambolo betsileo mikirazorazo sy mihefakefaka rehefa mamindra. tohiny
Kihina: Jer. Kehina. tohiny
Kiho: a: Ny tendron'ny famavany amin'ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina. ? h.o.: Zorony: A-raho…tohiny
Kihohoka: (Btl) a.: Randrambolo betsileo mivadika. tohiny
Kihoina: (kiho) mt. ih. (kihoy): Donina amin'ny kiho: Aza kihoinao aho. tohiny
Kija: a: Orana tsy misy fiatoana. • h.o.: Sampona manakana i t.L f : Akija, voakija ) mikija, fikija 1 ikijana,…tohiny
Kijakija: a.: Fikarakarana kaonty madinidinika ivelan'ny kaonty lehibe, kojakoja. tohiny
Kijana: a: Toerana midadasika feno ahitra firaofan'ny omby any an'efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka…tohiny
Kijanajanaka: a.: Lalao ataon' ny ankizy amin'ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy…tohiny
Kijeja: a.: Zana-balala vao foy ary manao dia be. ? h.o.: Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka.…tohiny
Kijitika: p. t.: Kely bolitika. tohiny
Kikikiky: a.: Hehy foana, kanikany tsy misy antony. - t.i.f.: MikikikikY, fikikikiky, mpikikikiky 1 ikikikikiana,…tohiny
Kikimatso: a: Ilazana ny fandehan'ny miaramila milahatra rehefa mahazo baiko ha-mincira haingana. tohiny
Kikirina: (kikitra) mt. ih. (kikiro): Tsitsina. tohiny
Kikisana: (kiky) mt ih. (kikiso): Hanina amin'ny fanalana tsikelikely amin'ny nify ny nofon-kena miraikitra amin'ny…tohiny
Kikitra: a: Filofosana amimpaharetana amin'ny asa na izay atao; fiezahana hatrany ary tsy kivy. i ti.f: Kikirina,…tohiny
Kikoe: (Ski) a: Lamba fotsy misy soratra mainty na me-na telo manaraka ny sisiny. tohiny
Kiky: a : Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina.…tohiny
Kila: p.t.: May, voadoro: Kilo ny trano dimy tao an-tanàna, ? Voatono: Nodoran' ny olona ny bozaka tany antanety…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07