Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kiatsody: a.: Jer. Sodina. tohiny
Kibabibaby: a.: Tsilalaon'ny ankizy mifandimby mifampibaby mihazakazaka. tohiny
Kibala: (Ski) a.: Haronkely. tohiny
Kibango: (Ski) a: Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha. tohiny
Kibango: a.: Tehina hazo be.1 Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy,…tohiny
Kibasibasy: a.: Kilalao misarimbasy. tohiny
Kibay: a: Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny te ty. tohiny
Kibay: a: Langilangy fohy. * Ohab.: Tsy miady tsy mia dy, nefa ny kibay an-kelika ihany: Enti-milaza ny olona…tohiny
Kibentsiny: (Ski) a.: Fomba fisikina mirebarebamisy lefitra tandrifin'ny foitra, fanaon'ny lehilahy vezo. tohiny
Kibo: a.: Ny faritramalemy eo ambanin'ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay... I tif: Kiboina, akibo,…tohiny
Kibobo: a.: Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka…tohiny
Kibode: (Ski) a: Zana-borona sarahina amin-dreniny ka velomina mitokana. tohiny
Kibohitra: Mitovy amin'ny hoe Bohitra. tohiny
Kiboina: (kibo) mt.ih. (kiboy): Kitikitihina: Axa kiboinao ny xazakely. * Ohab.: Kibokiboin'ny rariny ka milaza…tohiny
Kiboka: Jer. Hiboka. tohiny
Kibontana: a: Fivontosana, fibibahana. 1 t.if: Mikibontana. tohiny
Kiboriborina: (kiboribory) mt ih.: Atao kiboribory. tohiny
Kiboribory: (kibory) p. t: Ma-nana endrika vorivory tahaka ny baolina na ny voasary. tohiny
Kibory: a.: Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo. ? F,-p.: Kiborim-boatauo: ny voam-boatavo vao mandatsaka…tohiny
Kibory: a: Anaran'ny fasan'ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0786