Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kiady:: Jar. Kady. tohiny
Kiafoafo: a.: Afo kely ampirehetina hatao tsilalao. tohiny
Kiahina: (kiaka) mt. ih. (kiaho): Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin'ny sakaizany ny tanan'ny zandriko. 1 Asiana…tohiny
Kiaka: a: Tsipika na soritra hi-ta kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra:…tohiny
Kiaka: a: Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao va ilay kiakan'olona tao? - t.i.f.: Akiaka 1 mikiaka, fikiaka,…tohiny
Kiakandro: (fit.-p.) p. mt.: Mangoana atsinanana. tohiny
Kiakiaka: (kiaka) a.: Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? tohiny
Kiaky: a.: Jer. Kaky. tohiny
Kiampongaponga: a: Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan'ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena…tohiny
Kiana: a: Tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana: Tsy misy kiany it? sary it?, na dia kely aza. - t.i.f.:…tohiny
Kiana: ft: Enti-milaza toetra mora vaky. - t.i.f.: Hakiana / makiana 1 makiankiana. tohiny
Kianakanaka: a.: Jar. Anakanaka. tohiny
Kianina: (kiana) mt. ih. (kiano): Tsinina: Kianin'ny ma-ro ny fitondran'io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra.…tohiny
Kianja: a: Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. -…tohiny
Kianjo: a: Karazan-javamaniry izay fihinana ny vodiny. tohiny
Kiankianina: (kiana) p.t.: Mahafinaritra, bikàna: Tououauy keiy kiankianina izay no tonga tao. ? Mora sosotra, mora…tohiny
Kianoanobe: Kinanonanobe, Kinoanoabe (anoano) a.: Vinany ara-keviny. tohiny
Kiary: na Randrankiary (Btl) a.: Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina.…tohiny
Kiary: Kifetriposa, Kif ehaka, Kihohoka, Kilafitsotsy na Kilafahonofotsy, Kilavoahibary, Kipetaka, Kirazorazo,…tohiny
Kiatondra: (Btl) a.: Anarana iantsoana ireo ahitra maro karazana maniry amin'ny farihy na kamory marivorivo (Jussiaca…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1183