Litera K
Kinepoka: (kepoka) mk ih, misy tsofoka in: Voakepoka, kepohina: Nokinepoky ny alika ny taolana.
tohiny
Kinetoka: (ketoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voaketoka, ketohina: Nokinetoky ny alika ny tanan-jazakely fa vonjeo.…tohiny
Kinetraka: (ketraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voaketraka, ketrahina, voagedragedra: Nokinetrak'iza àry itq tady…tohiny
Kinetsa: (ketsa) mt. ih. misy tsofoka in: Voaketsa, ketsaina, voafindra: Vary efa nokinetsa ireo fa ataovy tsara…tohiny
Kinga: Kingakinga p.t.: Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga…tohiny
Kinia: Kiniania a. sady p.t.: Fanaovan a zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mbahamazivaziana olona na noho…tohiny
Kinianiavina: (kinia) mt.ih. (kinianiavo): Atao an-tsitrapo mba hananihaniana: Tana tsapako fa nokinianiaviny mihitsy…tohiny
Kinibo: (kibo) mt.ih. misy tsofoka in: Voakibokibo, voakitikitika: Nokinibony ny zazakely ka nitokelakelaka…tohiny
Kiniky: (kiky) mt. ih, misy tsofoka in: Voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo. 1 Voakepoka,…tohiny
Kininina: (fr. quinine) a.: Karazan-kazo lehibe anisan'ny mora maniry ary mahasoa tokoa fa azo ampiasaina hanaovan-javatra…tohiny
Kinisoka: (kisoka) mt ih. misy tsofoka in: Voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany.…tohiny
Kinitikitika: (kitikitika) mt. ih. misy tsofoka in: Kitikitihina, kibokiboina.
tohiny