Litera K
Kidondona: a.: Feo midoboka toy ny feon'ny tany mangoboka aty. 1 Mikidondona, fikidondona 1 ikidondonana, fikidondonana.…tohiny
Kidongadonga: Jer. Dongadonga.
tohiny
Kidoro: a.: Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana. - F -p.: Sesi-kidoro: ny zavatra atao sesiky…tohiny
Kifafa: Kofafa a.: Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin'ny efitrano na ny tokotany…tohiny
Kifakifa: Kifakifaka a.: Fanesorana na fanilihana amimpahasosorana, fampihatahana amim-pahatezerana. - t.i.f.:…tohiny
Kifakifaina: na Kifakifahina (kifakifa) mt ih. (kifakifao na kifakifaho): Esorina, ailika amin-katezerana; roahina…tohiny
Kifanimpanina: a: Lalaon'ny ankizy mihodinkodina ka avy eo dia fanina sy mivembena. ¶ M.h.: Sangodim-panina, tsingeringerina,…tohiny
Kifetriposa: (Btl) a.: Randrambolo betsileo miendrika ton-t gotra na totohondrim-posa.
tohiny
Kifika: a: Fanilihana maneho fandavana; fanesorana izay mitazona na misakana; loha mihodinkodina tsy manaiky…tohiny
Kifina: a.: Kefona, fofon'aina avoaka any an'orona tahaka ny fievin'ny saka na ny sokina. - t.i.f.: Kifinina,…tohiny
Kifito an'ila: a: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro fito amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-kilany. tohiny
Kifolo an'ila: a: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro folo amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-kilany. tohiny
Kihaihay: a.: Vazivazy, vosobosotra angaronan-dela. - t.i.f.: Mikihaihay, fikihaihay, mpikihaihay 1 ikihaihaizana,…tohiny
Kihanihany: a: Fanorisorena, sangisangy famazivaziana ¶ M.h.: Tsihanihany.
tohiny