Litera K
Kimoka: Kimokimoka, Kimonkimona a: Hehy tazontazonina tsy ho mafy. - t.i.f.: Kimokimohina, kimonkimonina, voakimokimoka,…tohiny
Kimoky: (Ski) a: Karazana vomanga izay hanin'ny olona ny vodiny amin'ny fotoanan' ny mosary, nefa mila fanamboarana…tohiny
Kimondrimondry: a.: Anaranjavamaniry.
tohiny
Kimosamosa: Jer. Mosalahy.
tohiny
Kimpy: a: Toetran'ny maso rehefa mikombona ny hodimaso ka tsy mahita. - t.i.f.: Akimpy, voakimpy / manakimpy,…tohiny
Kinady: (kady) mt.ih misy tsofoka in: Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady it? tany…tohiny
Kinaikanaika: a: Fihamboana tafahoatra, rehaka, rehareha. ΒΆ M.h.: Naikanaika.
tohiny
Kinaikitra: (kaikitra) mt.ih. misy tsofoka in: Nokaikerina, voakaikitra: Nokinaikitry ny biby ny tanan'it? zaza…tohiny
Kinainaina: Jer. Konainaina.
tohiny
Kinajakaja: (kajakaja) mt. ih. misy tsofoka in: Kajakajaina, kojakojaina, karakaraina.
tohiny
Kinajy: (kajy) mt. ih. misy tsofoka in: Kajina, tandremana tatratra: Nokinajiny ny fihavanana nandritra ny fiainan…tohiny
Kinaka: (kaka) mt. ih. misy tsofoka in: Kakana, asiana ka-ka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra…tohiny